Sady « Iray volan’ny teny malagasy » no « Volan’ny ankizy » ny volana jona ho an’i Madagasikara. Ho an’ity taona 2026 ity, somary mangingina ny ankizy. Vitsy dia vitsy ny hetsika momba azy io. Kanefa… … Ahitana lesoka goavana be ny tontolon’ny ankizy eto Madagasikara. Iray amin’ireny ny fanabeazana izay mifamatotra amin’ny kilalao […]
Auteur/autrice : Adnews
INDRAY MIJERY
Vita tamin’ity herinandro ity ny fihaonambe ara-tsiantifika momba ny fikojakojana ireo fitaovana ara-pitsaboana. Antoky ny fahombiazan’ny fitsaboana sy ny kalitaon’ny tolotra fahasalamana omena ny vahoaka ny fahaizana mikojakoja ireo fitaovana eny anivon’ny hopitaly. Fanoitra goavana ho an’ny fampandrosoana sy fanatsarana ny rafi-pahasalamana izany. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny faran’ny herinandro […]
EPP Anjanahary : Nahazo fitaovana ny mpianatra hiatrehana CEPE
Nizara fitaovam-pianarana ho an’ireo mpianatra, kilasy fahadimy, eo anivon’ny EPP Anjanahary II N ny fikambanana Ho avy baliaka, ny zoma lasa teo. Nahitana trousse, stylo, crayon, compas, rapporteur, règle, équerre, gomme ary chocolat izany. Nisitraka ny fanomezana ireo mpiadina miisa 87 eo anivon’ny sekoly. « Tsikaritray fa mila fanohanana bebe […]
Fampianarana : Tsy tokony hivaona ny laza adina
Miatrika ny fanadinana CEPE ireo mpianatra ana hetsiny manerana ny Nosy, anio. Manomboka amin’ny 7 ora sy sasany ny fiantsoana anarana ka tsy tokony ho tara mihitsy, raha ny toromariky ny mpampianatra. Nahavita ny fandaharam-pianarana ny ankamaroan’ny sekoly, tsy nisy ny fanelingelenana nandritra ny taom-pianarana. Ampy ny fotoana niatrehana ny […]
Fampivelarana ny sain’ny zaza madinika : Nitondra fivoarana ny fametrahana ny espace Mandady
Telo taona no nametrahana ny espace Mandady. Tafiditra amin’ny fanaitairana ny vavahadin-tsain’ny zaza manomboka amin’ny fotoana mampandandy (8 na 9 volana) azy ka hatramin’ny 2 taona. Eo no mivoatra ny sainy. Faritra efatra: Androy, Anosy, Atsimo Andrefana ary Atsimo Atsinanana no efa nametrahana ny fandaharanasa fampivelarana ny sain’ny zaza, miaraka […]




