Comme annoncé, le ministre de l’Économie et des finances, Dr Herinjatovo Aimé Ramiarison, a présenté devant les députés hier à Tsimbazaza les ajustements nécessaires apportés au Projet de loi de finances rectificative (PLFR) 2026, en tenant compte de la réalité économique et budgétaire du pays et de la conjoncture mondiale. […]
Auteur/autrice : Adnews
Jly Rakotonirina Richard: « Mihamivoatra ny ambana atrehan’ny Foloalindahy »
Nisokatra omaly, teny amin’ny Havoria Anosy, ny fihaonana arahina famelabelaran-kevitra notarihin’ny avy ao amin’ny « Ecole d’état-major » (EEM) na ny sekoly ambonin’ny Tafika Malagasy. Lohahevitra amin’izao fihaonana izao ny hoe : « Foloalindahy miatrika ny ambana marolafy : ny stratejika hiatrehana izany ho an’i Madagasikara ». Nandray anjara tamin’ny famelabelaran-kevitra ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN) […]
Anosibe : Mpanendaka roa lahy voasambotra
Nosamborin’ny polisy teo am-panaovana ny asa ratsiny ny mpanendaka roa lahy sarona tetsy Anosibe Tsena, ny alahady 14 jona teo. Vehivavy hamonjy tsena tamin’ny 6 ora maraina, narahin’ireo olon-dratsy. Nandrasan’izy roa lahy tamin’ny toerana mangingina, nokasainy horobaina io ramatoa io. Tetsy ankilany, nisy mpitandro filaminana avy eo anivon’ny boriborintany fahadimy […]
Taxi voaendaka teny Vontovorona : Voaroba ny fiara, naratra ny mpamily
Lasibatry ny jiolahy ny mpamily taxi iray ny faran’ny herinandro lasa teo, teny Vontovorona. Novonoin’ireo mpandeha roa noraisina teny Itaosy izy. Voaroba ny vola sy finday, niaraka tamin’ny fiara. Niharan’ny fandrobana sy asan-jiolahy tetsy ambonin’ny Cnaps Vontovorona, fokontany Antanety II, kaominina Alakamisy Fenoarivo, ny zoma alina tamin’ny 11 ora teo, […]
« International Catering Cup » 2026 : Hisolo tena an’i Afrika i Madagasikara sy Maorisy
Notanterahina tao amin’ny Novotel Convention & SPA Ankorondrano ny fifanintsanana iraisam-pirenena momba ny hainahandro « International Catering Cup » andiany faha-10. Firenena 5 aty Afrika no nanana solontena (Côte d’Ivoire, Gabon, Nosy Maorisy, Togo ary i Madagasikara). Fantatra, omaly, fa hisolo tena an’i Afrika any amin’ny dingan’ny famaranana ny ekipa avy eto […]




