Auteur/autrice : Adnews

Asan-jiolahy ao Fandriana : Vehivavy roa namoy ny ainy

Maty vokatry ny tifitra na­taon’ny mpandroba azy ny ve­hivavy zanaky ny tompon-trano tao amin’ny tokantrano iray tao Ambohidralamanga, distrikan’i Fandriana, omaly maraina tamin’ny 2 ora. Nidi­tra an-keriny tao an-trano ny mpandroba. Nitondra fitaovam-piadiana mahery vaika ireto farany. Nanery ny tompon-trano hamoaka vola. Tsy nisy alaharo, nanambana fi­taovam-piadiana avy hatrany tamin’ireo olona […]

Vono olona mampiahiahy : Vehivavy hita faty tao ambany fandriana

Hita faty tao ambany fandriana, tany Ambohimandamina, vakim-paritra voalohany, Mahajanga, afakomaly, ny vehivavy iray 28 taona. Novonoina tamin’ny fomba feno habibiana izy io satria nafatotr’ireo tsy mataho-tody tamin’ny tady ny tongony aman-tanany. Nofatorana harona plastika koa ny lohany ary natao tao ambany fandriana ny nofo mangatsiakany. Nahita io vatana mangatsiaka […]

Lalam-pirenena fahefatra: Kamiao sy 4X4 nilatsaka tany anaty hantsana

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tany amin’ny RN4, tao Antananarivokely, Maevatanàna, omaly. Fiara roa potika, maro ireo naratra. Tsy mbola voafaritra ny isan’ny namoy ny ainy, hatreto. Nisehoana lozam-pifamoivoizana tany Anta­na­narivokely, Maevata­nà­na, omaly. Nifandona teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra iny ny kamiao iray sy fiara 4×4. Noho ny hamafin’ny fifandonana, samy latsaka tany […]