Auteur/autrice : Adnews

CCOC – tetibolam-panjakana: “Tokony hiaraha-midinika ny famolavolana izany”

“Heverinay fa tsy tokony ho maika hiroso amin’ny famolavolana ny tetibolam-panjakana 2026 ny fitondrana. Fifa­nakalozan-kevitra politika iarahan’ny hery velona rehetra ny lalana tokony hizorana amin’izao”. Io ny fanambaran’ny sekre­tera jeneralin’ny firaisamonina sivily CCOC, i Radert Hony, teny Ambatonakanga, omaly, ny amin’ny fandrafetana tetibolam-panjakana. Izay no hamoaka izay ho firafitry ny […]

Tsy mora ny manao zavatra

  Mimenomenona ny iray tanàna fa hoe mitarazoka avokoa ny zava-drehetra, indrindra ny fandraisana fanapahan-kevitra. Misy ny manomboka mampiaka-peo, maneho ny fahasorenany.  Miaka-pofona mihitsy amin’ny mbola tsy maha voavaha ny olana nitolomana. Asa, misy ireo miandry fahagagana haingana diso tafahoatra? Tsy voatery ho voavaly anatin’ny iray volana kosa ilay olana […]

Famahana ny krizy : Nikaondoha nikaro-bahaolana ny FFKM sy ny Sadc

Anisan’ireo noraisin’ny eo anivon’ny FFKM, ny herinandro teo, ny delegasionin’ny Sadc, nialoha ny nandehanan’izy ireo. Nifantohan’ny dinika ny momba ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana izao. Nivoitra tamin’ny dinika teny Andohalo, niarahan’ny Sadc sy ireo filoham-piangonana ary ny birao foibe, ny momba ny toe-draharaha ankehitriny. Eo koa ny anjara biriky horaisin’ny FFKM […]