Mitohy anio ny fitokonan’ny sendikàn’ny mpiasan’ny Jirama, izay mikendry ny fialan’ny tale jeneralin’ny orinasa, Ron Weiss. Miray hina manao ny tolona ny mpiasa manerana ny faritra. Araka izany, mikatona ny ankamaroan’ny masoivohon’ny Jirama. Mangataka ihany koa ny hanafoanana ny fampiharana ny sata vaovao izy ireo. Na izany aza, mbola hisy […]
Auteur/autrice : Adnews
CREM : Tokony hapetraka ny fanavaozana ara-toekarena
Mila apetraka ho loharanom-bola ho an’ny fanjakana ny harena an-kibon’ny tany, ho tombontsoan’ny vahoaka, hoy ny « Cercle de réflexions des économistes de Madagascar » (Crem). Fotoana izao hametrahana ny fahaleovantena ara-toekarena. “Tokony ho laharam-pahamehana hifototra amin’ny fanatsarana ny fiainam-bahoaka sy ny fiarovana ny tombontsoa ara-toekarena, ny fanovana apetraka eto amin’ny firenena”, […]
INDRAY MIJERY
Nidina teny amin’ny trano fonenan’ny mpianatra, eny Ambondrona, ny filohan’ny Oniversiten’i Mahajanga, notronin’ireo mpiara-miasa aminy, ny faran’ny herinandro teo. Nijery vahaolana hamahana ny tsy fahampian’ny rano sy ny fahatapahan’ny jiro izy ireo. Natomboka tamin’ny fametahana « lampadaire solaire extérieur » izany fidinana ifotony natao izany. Andro iraisam-pirenena ho an’ny Ergothérapie […]
Centre de formation professionnelle Soamanandrariny: Namoaka « traiteur » vaovao, andiany faha-13
Navoaka tamin’ny fomba ofisialy ny herinandro lasa teo, tetsy amin’ny foiben-toeran’ny Centre de formation professionnelle Soamanandrariny, ny andiany « Fitahiana » ahitana mpiofana sivy mianadahy. Nahavita fiofanana momba ny « pâtisserie » sy ny « décoration » ireto andiany ireto. Nomena azy ireo ny mari-pahaizany. Ny solontena avy amin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, […]
Hirotsaka ny orana : Entanina ny mponina hanangon-drano
“Manoloana ny mety ho firotsahan’ny orana amin’ity herinandro ity, entanina ny mponina amin’ireo toerana ho voakasik’izany hanangona rano hampiasaina amin’ny fiainana andavanandro”, hoy ny foibe famantarana ny toetry ny andro. Ny varatraza malefaka no handrafitra ny toetry ny andro ato anatin’ny telo andro ho avy. Tsy ho marin-toerana kosa indraindray […]




