Araka ny vaovao niparitaka tao anaty tambajotran-tserasera, omaly, mikasa hanao fitokonana faobe, anio, etsy Ambohijatovo, ny eo anivon’ny orinasa Jirama. Ny sendikan’ny mpiasan’ny Jirama sasany no hitarika izany eny an-toerana. Mbola mipetraka ho votoatin’ny fitakian’izy ireo ny fanalana ny tale jeneralin’ity orinasa ity, i Ron Weiss, ary milaza izy ireo […]
Auteur/autrice : Adnews
Fampiasana ny Internet : Miantso ny hijerena ny sarany ny Artec
Manao antso avo hijeren’ireo orinasam-pifandraisan-davitra ny saran’ny fampiasana ny internet eto amintsika ny Artec. Velon-taraina mahakasika ny tolotra ny mpanjifa. Nandray andraikitra manoloana ny fitarainan’ny mpanjifa mahakasika ny saran’ny internet eto Madagasikara ny Autorité de régulation des technologies de communication (Artec). Araka izany, miantso ireo orinasam-pifandraisan-davitra hijery akaiky sy hanitsy […]
INDRAY MIJERY
Mikarakara varavarana misokatra, ny 29, 30 ary 31 oktobra izao ny fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Atsimo Atsinanana (DRSP) sy ny CHRR Farafangana. Tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana no hatao amin’izany. Mitondra karine rehefa mankany ary manaja tsara ny fandaminana. Fanararaotra ny hetsika ara-pahasalamana ataon’ny fanjakana ka tsy tokony havela andalo fotsiny, indrindra ho […]
ENS Toamasina : Nihemotra ny fifaninanana hidirana taona voalohany
Nihemotra ny 11 sy 12 novambra ho avy izao ny fifaninanana hidirana ho taona voalohany ao amin’ny Ecole normale supérieure (ENS) Toamasina, ho an’ny taom-pianarana 2025-2026. Ny 6 novambra no fara fandraisana ny antontan-taratasy ho an’ireo vonona hifaninana, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra. Efatra ny foibe handray ny mpiadina hiatrika izany: […]
Antsirabe sy Fès (Maroc) : Hatao tanàna mpirahavavy
Noho ny fiaraha-miasa ara-diplaomatika eo amin’i Madagasikara sy i Maroc, nisy ny fanamafisana ny firaisana ara-tantara eo amin’i Maroc sy ny renivohitry ny faritra Vakinankaratra. Tafiditra tao anatin’ny lahadinika ny fanapahana tao anatin’ ny fivorian’ny filankevitry ny tanàna Fès izay notarihin’ny filohany, Abdesalam El Bakkeli, ny fivoaran’ny fampifandraisana ny tanànan’Antsirabe […]




