Auteur/autrice : Adnews

Handball –CAN /IHF Trophy continental cadettes: les Akio U17 filles touchent le fond

L’équipe féminine cadette de handball de Madagascar a vécu une véritable désillusion lors de la 21e édition du Championnat d’Afri­que des Nations (CAN) combiné à l’IHF Tro­phy continental, qui s’est déroulée à Oran, en Algérie. Ce tournoi, qualificatif pour le Cham­pionnat du monde U17, a tourné au cauchemar pour les […]

Basket – Incidents lors de la finale N1A: la FMBB présente ses excuses

Suite aux incidents survenus lors de la finale du championnat N1A de basketball, le 14 septembre 2025 au Palais des Sports de Mahamasina, la Fédération malagasy de basketball (FMBB) a rencontré l’Union des journalistes sportifs de Madagascar (UJSM) pour présenter ses excuses officielles. Des journalistes avaient exprimé leur mécontentement face […]

FANTINA sy FINTINA

Manomboka izao, afa-mifampiraharaha mivantana amin’ny Faritra any ivelany ny vondrombahoakam-paritra eto Madagasikara, araka ny nambaran’ny governoran’ny Faritra Sofia, ny jeneraly Lylison René de Rolland, teny Ivandry, ny faran’ny herinandro teo. Nefa tsy maintsy mampahafantatra ny minisitra mpiahy mba hahazoana manao fanaraha-maso. Nanao fitsidihana fanaovam-beloma ny mi­nisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafara­vavitafika, […]

Minisitra Andriantsitohaina Naina :”Hohatsaraina ny fifanarahana momba ny fitsinjaram-pahefana”

“Be dia be ny fifanarahana natao nandritra izay fotoana izay. Maro ny kaominina sy faritra nisitraka an’izay asa fampandrosoana izay. Mila hatsaraina izany, indrindra hosokafana amin’ny kaominina sy faritra hafa izay fifanarahana amin’ireo faritra sy kaominina any Frantsa izay”. Io ny nambaran’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, […]