Notanterahina omaly, tao amin’ny faritr’i Sofia, ny fampahafantarana sy ny fivoriana niarahana tamin’ireo solontenan’ny Bianco, momba ny resaka ady amin’ny kolikoly sy ny hanamafisana ny fiaraha-miasa. Iray amin’ireo fanamby lehibe indrindra eto Madagasikara, tokony hiadiana ny kolikoly. Ary misy fiantraikany amin’ny sehatra rehetra toy ny fitantanana, toekarena, ary fiarahamonina izany. […]
Auteur/autrice : Adnews
Tetikasa Ma Honko: Jiro miisa 90 napetraka any Sofia
Taorian’ny tany Boeny, nahazo ny anjarany koa ireo fokontany iasan’ny tetikasa Ma Honko, ao anatin’ny kaominina any amin’ny faritra Sofia. Natolotra tao amin’ny biraon’ny Faritra, ny 13 septambra teo, ny jiro manazava ny tanĂ na, mandeha amin’ny herin’ny masoandro miisa 90, ho an’ny kaominina 10, amin’ny distrika telo, Antsohihy (AmÂbodimandresy, AmboÂdiÂmadiro, […]
Ankarafantsika: Voafehy ny afo
Nirehitra ny alakamisy teo ny ala any amin’ny ValanÂjavaboahary Ankarafantsika. Niara-nientana avy hatrany ny mpisehatra rehetra any an-toerana namono ny afo. Voafehy ny alahady maraina, 14 septambra teo, ny afo, ary mitohy ny famonoana sy ny fanaraha-maso ny otrikafo manodidina ny faritra arovana, sao sanatria, mitarika firehetana vaovao indray. Tsy […]
Madagasikara sy Frantsa: Hanamafy ny fiaraha-miasa momba ny fitsinjaram-pahefana
Hotanterahina eto Madagasikara, ny 18 sy 19 septambra ho avy izao, ny andiany fahatelo amin’ny hetsika « Assises de la CoopĂ©ration dĂ©centralisĂ©e ». Ifarombonan’i Madagasikara sy i Frantsa ny mikarakara izany. Hampiantrano ny andiany fahatelo amin’ny hetsika fanamafisana ny fifanarahana eo amin’ny malagasy sy ny frantsay, « AsÂsises de la coopĂ©ration dĂ©ÂcentralisĂ©e », i […]
Sahirana ny mpamokatra: Mitotongana ny vidin’ny lavanila
Miovaova be ny vidin’ny lavanila masaka eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Miantraika any amin’ny lavanila maitso miainga any amin’ny tantsaha izaÂny, izay tafidina amin’ny vidiny ambany inÂdrindra, ankehitriny. Firenena voalohany maÂneran-tany mpamokatra lavanila i Madagasikara. Miantoka ny 80%. MitoÂtongana tanteraka ny vidiny amin’izao fotoana izao, miainga any amin’ny tantsaha mpamokatra. Tafidina […]




