Auteur/autrice : Adnews

Nomination des Chefs de fokontany: le ministre de l’Intérieur invoque l’état de nécessité

Malgré la contestation des nominations des chefs de fokontany dans certaines localités, le régime de la Refondation n’entend pas revenir sur la décision déjà prise qui s’expliquer par la nécessité de garantir la continuité administrative, surtout à quelques jours de l’ouverture de la concertation nationale. Et le ministre de l’Inté­rieur et […]

TSELATRA

Ahina ho nanosika moto halatra, lehilahy iray nampiseho fihetsika hafahafa nosamborin’ny polisim-pirenena tetsy Soavimasoandro, Boriborintany fahadimy, omaly maraina. Nanosika moto scooter Jog io lehilahy io saingy niahiahy noho ny fihetsiny ireo manodidina nahita azy. Nilaza ho lany lasantsy anefa izy ka natosiny tamin’ny tanana ilay moto. Niditra an-tsehatra ny polisy. […]

Nikomy hanao fanafihana: Jiolahy efatra lavon’ ny polisy

Nirefodrefotra ny basy tao amin’ny fokontany Morarano, kaominina Toamasina, omaly maraina tamin’ny 4 ora. Naharay loharanom-baovao marim-pototra, nandritra ny fisafoana nataony, ny polisim-pirenena fa misy andian-jiolahy mikononkonona hanafika. Niatrana avy hatrany tamin’ny toerana voatondro, nifanehatra tamin’ireo tsy valahara, ny mpitandro filaminana. Na­moaka fitaovam-piadiana anefa ireo jiolahy efatra ary nanohitra ny […]