Auteur/autrice : Adnews

INDRAY MIJERY

Fandalovana rindrin-drahona ao atsimon’ny Nosy no handrafitra ny toetry ny andro amin’ny ankapobeny, mandritra ny herinandro. Hahazo vahana hatrany anefa ny tsioka avy atsinanana na ho an’ny tapany avaratra atsinanana. Tombanana hisy alondrano avy atsimo andrefana handalo ny morontsiraka Atsimo Andrefana sy Anosy amin’ny faran’ny herinandro. Hanorana malefaka miatoato, amin’ny […]

Mpiadina BEPC 2026: 9 939 ho an’ny Cisco Avaradrano, 13 600 ho an’Atsimondrano

Miatrika fanadinana ny ankamaroan’ny sekoly eto an-dRenivohitra amin’ity herinandro ity. Ao anatin’ny fanatanterahana ny adina ara-panatanjahantena kosa ireo mpiadina BEPC. Efa mizotra ny adina ara-panatanjahantena ho an’ny fanadinana BEPC 2026. Ho an’ny Cisco Avara­drano, nifarana omaly izany, teny amin’ny Kianja Anka­dinan­driana. Nanana foibem-panadinana telo ny Cisco dia Ankadinandriana, Isahafa ary […]

TARATRY ny KANTO

“Slam-Poésie”, eny amin’ny Craam Ankatso. Rahampitso manomboka amin’ny 3 ora izy ity, hanasana ireo manan-talenta amin’ny filalaovan-teny rehetra. Malalaka ny sehatra hizarana ny talenta amin’ny slam sy ny poezia. Tsy mifidy taona, tsy manavaka fiteny fa mety avokoa izay havoakan’ny aingam-panahin’ny mpandray anjara. Nandray ny asany omaly, ny tale jeneralin’ny […]