Auteur/autrice : Adnews

Orange Madagascar : hampiroborobo ny lafiny sosialy

Vonona hatrany ny Orange Madagascar hampiroborobo ny takalo manaja ny fiarahamonina sy ny tontolo iainana (politique d’achat responsable) sy ny fandraisana andraikitra eo amin’ny lafiny sosialy (RSE) izay hiarahany amin’ireo mpiara-miombon’antoka sy mpandraharaha samihafa. Nanomboka omaly ny hetsika « Supplier Day » andiany voalohany izay natao tetsy amin’ny Orange Digital Center, gara […]

Fanavaozana ny fanabeazana : mifanakalo traikefa ny mpiantsehatra

Miara-mikaondoha mandritra ny roa andro eto Antananarivo ireo mpiantsehatra sy mpikaroka rehetra amin’ny tontolon’ny fampianarana. Tanjona ny hahafahana manatsara ny fanabeazana eto Madagasikara Hifarana anio ny fihaonana amin’ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanavaozana ny fanabeazana eto Madagasikara. Tantera­hina etsy amin’ny Panorama Andrainarivo, omaly sy anio izany. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa […]

Hopitaly Androva Mahajanga: nijery manokana ny reny sy ny zaza ny Star

Fanavaozana ny fiaraha-miasa. Tsy sambany mantsy no nitondra ny anjara birikiny, ho fitsinjovana ireo reny sy ny zaza mandalo ao amin’ny hopitaly Androva Mahajanga ny Star. Nisy indray ny fanolorana fitaovana ao amin’ity sampandraharaha iray ao amin’ny hopitaly ity, hanatsarana ny fandraisana ireo mpiteraka sy ny zaza. Notoloran’ ny Star […]

INDRAY MIJERY

Hotanterahina eny amin’ny FTMTK Ambohipo ny 5 ka hatramin’ny 7 jolay izao ny fiofanana ho an’ny mpanabe ho an’ny vovonana diosezy katolikan’ny Ankizy, diosezin’Anta­na­narivo. Tanjona ny hanampiana ny traikefa efa ananana amin’ny fitantanana ireo ankizy beazina. Ilaina ny fiofanana hanarahana ny fivoaran’ny fanabeazana. Nampahafantarina tetsy amin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy […]

Fanadiovana ny kaominina: hisy ny ozinina hanodina ny fako ho lasa zezika sy angovo

Anisan’ny mampitaraina ny kaominina maro ny fitantanana ny fako noho ny antony samihafa. Vahaolana maharitra ho azy ireo ny fisian’ny fanodinana fako maharitra ialana amin’ny vesatra isan-karazany. Notanterahina teny Anosy, omaly, ny sonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ireo kaominina ma­nodidina an’Antananarivo sy ny Tany Développement maha­kasika ny fanangonana ny fako ho azo […]