Fitaovan-tserasera miasa isan’andro amin’ny asa, fianarana, fihariana, fampivelarana amin’ny maha olona ny « internet ». Voasarika ao avokoa ny sokajin-taona rehetra, indrindra ny ankizy. Nanao fanadihadiana ny Ecpat France sy ny End violence partnership ary ny Unicef ny taona 2021 momba ny ankizy sy ny fanararaotana mamoafady an’habaka mihatra amin’izy ireo. Tamin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Rugby – All Blacks : hilalao any Japon, i B.Barret sy i A.Smith
Tsy nampoizin’ny mpakafy rugby any Nouvelle – Zélande ny vaovao niseho omaly, tao anaty tambajotran-tserasera. Nilaza ny federasiona rugby Nouvelle – Zélande fa hifindra lasy any Japon i Beauden Barret sy i Aaron Smith, mpilalao ao amin’ny All Blacks. Aorian’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany ny taranja rugby “Mondial France […]
Muay thaï : nankalaza ny andro iraisam-pirenena tamin’ny fety
Tontosa tetsy amin’ny espace Fahasoavana ny faran’ ny herinandro teo, ny fankalalazana ny andro Iraisam-pirenena ny Muay thaï. Nizara telo ny hetsika nanamarihana izany, ho an’ny Federasiona Malagasy ny Muay Thaï. Taorin’ny lahateny nifandimbiasana, niditra tamin’ny Muay Thaï Boran sy ny Muay Thaï Consul, izay fampisehoana fampianarana anaty klioba fa […]
Basikety – JIOI 2023: manao lalao fitsapana eto amintsika ny Mahorais
Raikitra indray ny lalao basikety eto Madagasikara. Notanterahina nanomboka omaly teny amin’ny kianja, Palais de Sport, Mahamasina, ny lalao fitsapana ny ekipa malagasy sy ny fanomanan’ ny ekipan’i Mayotte ny lalaon’ny Nosy, JIOI 2023, izay hatao eto amintsika. Araka izany, nisy ny lalao izay nihaonan’ny GNBC Madagasikara sy ny ekipam- […]
Lalaon’ny nosy : mitady mpila ravinahitra ny federasion’ny lomano
Ho fanatevenana ny ekipa nasionaly malagasy hiatrika ny lalaon’ny Nosy, miantso ireo mpilomano malagasy mila ravinahitra any ivelany ny Federasiona malagasy ny lomano. Handrombaka medaly maro ny tanjona ho an’ny federasiona tsirairay mandritra ny lalaon’ny nosy hatao eto Madagasikara. Samy manana ny fomba hahatrarana ny tanjona ny mpitantana sy teknisiana. […]