Tratra ny tanjona ho an’ny mpikarakara ny fampisehoana « Tsinjaka be » tetsy amin’ny Coliseum Antsonjombe, omaly, tonga marobe ireo mpankafy. Hetsika nokarakarain’ny Global Action. «Tsy nahasakana ny seho loatra ny fampielezan-kevitra ara-politika sy ny seho maimaimpoana teto an-drenivohitra satria namaly ny antso avokoa ny mponin’Antananarivo», hoy ny mpitantana eo […]
Auteur/autrice : Adnews
Fetin’ny Pantekoty : nomarihin’ny maro tamin’ny fivavahana sy fiaraha-mifety eo anivon’ny tokantrano
Marihina sy ankalazaina isaky ny alahady fahafito aorian’ny fetin’ny Paka ny Pantekoty. Ahatsiarovan’ny fiangonana ny filatsahan’ny Fanahy Masina tamin’ireo apostoly izany. Anisan’ny mankalaza io fety io ny fiangonana katolika sy ny protestanta (FJKM) (FLM). Toy ny mahazatra, nandeha nivavaka nankalaza ny fetin’ny Pantekoty tany am-piangonana avokoa ny mpino tsirairay ny […]
FANTINA sy FINTINA
Namory ny eo anivon’ny OMC Diana ny praiminisitra, Ntsay Christian, ny faran’ny herinandro teo. Nanteriny fa ilaina ny ipetrahan’ny filaminana sy fitoniana amin’izao hiatrehina ny fifidianana izao. Eo koa ny fepetra noraisina momba ny jono tsy ara-dalàna sy ny fiondranan’ny harem-pirenena antsokosoko. Nampihaona amin’ny alalan’ny adihevitra ireo kandidà hofidina depiote […]
Tsy fanarahan-dalàna amin’ny propagandy : manaitra ny HCC sy ny Ceni ny KMF/Cnoe
Manaitra ary mitaky amin’ ny HCC sy ny eo anivon’ny Ceni mba handray ny andraikiny ny KMF/Cnoe. Mahatsikaritra tsy fanarahan-dalàna izy ireo amin’izao vanim-potoan’ny fampielezan-kevitra izao. Nambaran’ny filoha lefitra eo anivon’ity fiarahamonim-pirenena manara-maso ny fifidianana ity, Rabekijana Felix, fa fandikan-dalàna tsotra izao ny fitokanana fotodrafitrasa ataon’ny filohan’ny Repoblika. “Voarara ary […]
Fa(ha)matorana politika
Hanao ahoana ihany ny ho vokatr’izao fifidianana depiote izao? Eo ny vahoaka hoe tompom-pahefana sy tompon’ny teny farany handinika, hitsara, hanapa-kevitra. Azo anombanana izany ny fampielezan-kevitra? Samy manana ny fomba fiadiny ireo vondrona na vovonana politika mbamin’ny kandidà; eny, na ny tsy miankina aza. Izay hahazoana ny vaton’ny mpifidy […]





