Nirefodrefotra ny basy! Dahalo telo maty ary telo naratra vokatry ny fifandonana mahery vaika tao amin’ny kaominina Mahabe, distrikan’i Besalampy, afakomaly. Nanafika tao amin’ny fokontany Andabozato ny dahalo 40 lahy nitam-piadiana. Norobain’izy ireo ny omby 50 ka nentiny nandositra. Nanara-dia nanao izay ho afany nanenjika ireo mpandroba ny fokonolona sy […]
Auteur/autrice : Adnews
Itaosy: vehivavy roa nahatrarana rongony
Mpivarotra rongony roa vavy nosamborin’ny polisy teny Itaosy nandritra ny hetsika “Sarika”, ny faran’ny herinandro teo. Nanao be midina ny polisy ka sarona teo am-pikirakirana zava-mahadomelina izy roa ireo. Efa nataony anaty fonosana 42 ny rongony. Ankoatra io, nahatrarana rongony tao anaty harona miisa telo koa tao amin’izy mirahavavy ireo. […]
Ambony ny tsy fisian’asa: mirongatra ny fisolokiana!
Any amin’ny sehatra fitadiavam-bola sy ny tontolon’ny asa indray no manao ny ataony ny mpisoloky. Tafakatra hatrany amin’ny 15 % ny tahan’ny tsy fananana asa eto Madagasikara. Mahazo vahana ny fisolokiana amin’ny fanomezana asa, ankehitriny. Tafakatra eo anelanelan’ny 3 hatrany amin’ny 15 % ny tahan’ny tsy fananana asa eto Madagasikara, […]
09 Avrily 2024
Coupe de Madagascar: UBM, vainqueur avec un score parfait
La pétanque malgache a connu un moment de gloire lors de la récente Coupe de Madagascar. Cet événement, qui s’est déroulé devant la Gare d’Antsirabe, a rassemblé des joueurs de plusieurs régions, prouvant que la pétanque est plus qu’un simple passe-temps, c’est une passion qui unit les gens. La victoire […]





