Mbola tsy ny ampahefan-dalana no vita, efa mifamingampigana sy mifanindrom-paingotra ny mpiara-milalao. Mazava ny zotra, samy te ho lohany rahatrizay vita ny lalao famaranana. Ny kapitenin’ny ekipa, efa manomboka mahaihay vava. Manomboka tsy mihaino tolo-kevitra. Hita fa manome tombon-dahiny manokana mpilalao vitsivitsy. Ny ekipa teknika, natao hampitovy tadin-dokanga, iaraha-mahita […]
Auteur/autrice : Adnews
Fikambanana OEACP : Niantso hanafoanana ny sazin’i Madagasikara
Kisendrasendra? Na fifanandrifian-javatra… “OEACP nohavaozina sy novaina ao anatin’ny fiovan’izao tontolo izao”. Io no lohahevitry ny fihaonana faha-11 nataon’ny fikambanan’ny fanjakana afrikanina sy karaiba ary pasifika (OEACP), tany Malabo, Guinée Equatoriale. Notanterahina ny 27 hatramin’ny 29 marsa lasa teo izany. Nandray anjara tamin’izany i Madagasikara. Nisolo tena ny Malagasy tany […]
31 marsa 2026
Tir en l’air du 31 mars 2026
Judo: Zo Andriambololona intègre le Top 70 mondial
Elle est arrivée presque de nulle part, et pourtant en un peu plus d’un an, Hajanirina Zo Andriambololona a figuré dans le classement IJF. A 30 ans, cette combattante de la catégorie -78 kg, porte-drapeau du judo malgache, vient de signer un exploit. Elle pointe désormais à la 69e place […]




