Nilaza ny tale jeneralin’ny fadintseranana (DGD), Lahinkana Zafivanona, ny herinandro lasa teo, fa mihoatra ny 50 ny fandikan-dalàna mahakasika ny harena an-kibon’ny tany, tratran’ny sampandraharan’izy ireo, nandritra ny taona 2023. Nomarihiny fa tsy teny amin’ny seranan’ Ivato ihany no nahitana izany fa saika ireo seranam-piaramanidina manana zotra mankany ivelany. Anisan’izany […]
Auteur/autrice : Adnews
Fanazavana ny arabe: nahazo jiro ny fokontany 9 ao Ambohidratrimo
Dimy taona tsy nisy jiro! Mazava ankehitriny ny arabe eny amin’ireo fokontany miisa 9 ao anatin’ny kaominina Ambohidratrimo. Nametrahana jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro, miampy ampola miisa 80 napetraka amin’ny andrinjiron’ny Jirama. Tanteraka izany, vokatry ny tohana nataon’ny fikambanana Zanak’Ambohidratrimo Marovatana (Zam), tarihin’ny filohany, Rabary Hery, ny faran’ny herinandro lasa […]
Vina 2035: Afaka mandray kaontenera 1 tapitrisa ny seranan’i Toamasina
Mizotra araka ny tokony ho izy ny fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina. Tanjona lehibe ny hahafahany mandray kaontenera 1 000 000 amin’ny taona 2035. Dinidinika niarahana tamin’ny tale jeneraliny (DG), Avellin Christian Eddy. Gazety Taratra (*) : Aiza ho aiza ny asa fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina ? Avellin Christian Eddy (-) : Nanomboka ny […]
TARATRY ny KANTO
Hitohy hatramin’ny 17 febroary 2024 ny fampirantiana sary hosodoko, eny amin’ny Galerie Vellutini Isoraka, araka ny nambaran’ny tomponandraikitry ny hetsika. Nifarana ny 26 janoary 2024 izany, raha ny drafitra napetraky ny mpikarakara. Mpahay kanto maro samihafa no miaraka mandranty ny haikanto eny an-toerana mandritra ireo fotoana ireo. Rajery Trio, any […]
Mbola hiatrika fandidiana…: mitohy ny hetsika “Tolo-tanana ho an’i Mikakely”
Niatrika fandidiana fanintelony, omaly, i Mikakely. Araka ny nampitain’ny fianakaviana, voatery nampidirana fantsona teo amin’ny tendany. Sarotra ny fitsaboana ary mbola lavitra izany, raha ny fampitam-baovao, hatrany. Fantatra fa mbola hisy ny fampidirana azy ao amin’ny efitrano fandidiana aorian’izao, na dia nizotra soamantsara aza ireo teo aloha. Araka izany, mitohy […]





