Auteur/autrice : Adnews

25 septembre 2025 – 25 septembre 2026 : une vebrante commémoration

Un an après les événements du 25 septembre 2025, une cérémonie officielle a marqué cet anniversaire, à travers l’inauguration d’une stèle commémorative destinée à préserver la mémoire d’une mobilisation qui avait profondément marqué la vie nationale. Entre hommage aux acteurs de la lutte, reconnaissance du rôle de la jeunesse et […]

TSELATRA

Tovolahy roa no voasambotry ny polisim-pirenena miasa etsy amin’ny paositry ny polisy Loharanombato, omaly. Tratra nitondra rongony nandritra ny fotoam-pamadihana iray teny an-toerana, antony nisamborana azy ireo. Polisy manao fanamiana sivily no nahatratra azy ireo. nentina eny amin’ny biraon’ny polisy izy ireo taorian’izay.

Natao ombay mitady : Lehilahy hita faty tanaty hantsana

Hita faty tanaty hantsana, tao andrefan’i Mandrosoa, Andramasina, omaly maraina, ny raim-pianakaviana iray nokarohin’ny havany nanomboka ny alarobia lasa teo. Nisy ratra teo amin’ny tavan’ity lehilahy ity. Hita teo akaikiny ny moto fampiasany. Niala avy aty Antananarivo izy ka tsy naharaisan’ny havany vaovao intsony taorian’izay. Nika­ro­ka azy ny fokonolona. Ahin’ ny […]

Toamasina: Jiolahy iray lavon’ny polisy

Jiolahy iray indray no lavon’ny balan’ny polisy tany Toa­masina, ny alin’ny 23 septambra 2026 teo. Nahatsikaritra andian’olona nampiahiahy ny mponina tamin’io fotoana io ka nampandre ny mpitandro filaminana. Voalaza fa mitondra zava-maranitra toy ny antsy, teny amin’ny faritra Pavé, Anki­rihiry sy Bar Saholy Toamasina ireo andian’olona ireo. Nidina ifotony avy […]

Lozam-pifamoivoizana : Mpitondra moto telo namoy ny ainy

Mpitondra moto miisa telo matin’ny lozam-pifamoivoizana teny amin’ny lalam-pirenena voalohany sy fahafito, ny alakamisy 24 septambra lasa teo. Olona iray tapa-tongotra. Ben’ny Tanàna teo aloha tao amin’ny kaominina Morafeno, distrika Arivo­nimamo, ny iray tamin’ireo olona telo namoy ny ainy taorian’ny loza an-dalambe ni­tran­ga afakomaly. Nitondra moto ity olom-boafidy teo aloha […]