Auteur/autrice : Adnews
Fiba 3×3 Africa Cup : nandresy an’i Maraoka ny Ankoay vavy
Tsara fanombohana ny Ankoay vavy, omaly, ao anatin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja basikety 3×3, tanterahina any Le Caire Egypte. Nandresy an’i Maraoka tamin’ny isa 14 no ho 10 i Madagasikara, teo amin’ny sokajy vehivavy. Na dia somary mafimafy aza ity ekipan’i Maraoka ity, tsy nanaiky lembenana ry Muriel, Sydie, […]
SOMBIM-BAOVAO
Manatanteraka fanazarantena eny Carion, nanomboka ny alatsinainy 27 novambra lasa teo, ny ekipam-pirenena zandriny, lahy sy vavy, latsaky ny 15 taona (U15), taranja baolina kitra. Hiatrika ny fifaninanana “Cosafa School” izay hotanterahina any Zimbabwe, ny 14-16 desambra ho avy izao izy ireo. Notanterahina nanomboka omaly, teny amin’ny kianjan’ny Club Olympique […]
tournoi d’Antananarivo : hanomboka anio ny fifaninanana
Hotanterahina eny amin’ny kianjan’Ambohidratrimo, manomboka anio sy rahampitso, ny fifaninanana “Grand tournoi d’Antananarivo (GTA)”, taranja baolina kitra. Araka ny vaovao navoakan’ny ligin’Analamanga, mpikarakara ny fifaninanana dia hisy lalao enina eo eny an-toerana amin’ity faran’ ny herinandro ity. Marihina fa miisa 16 ireo klioba mandray anjara amin’ity fifanintsanana ity. Mahatratra fito […]
Rugby – Amboaran’i Madagasikara : hanohitra ny Bebaoty ny Boaikely manohitra
Hifantoka etsy amin’ny kianja Makis avokoa ny sain’ny rehetra amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra eo mantsy ireo ekipa 4 hiatrika ny lalao manasa-dalana hiadina ny amboaran’i Madagasikara, taranja rugby. Hotanterahina etsy amin’ ny kianja Makis Andohatapenaka, rahampitso alahady 3 desambra, ny lalao ampahefa-dalana, hiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja rugby. […]





