Nampahafantarina tetsy Antsahavola ny faran’ny herinandro teo ny fijoroan’ny tanoran’ny antoko Avi eny amin’ny boriborintany fahenina. Mivonona amin’ny fifidianana izy ireo. Nambaran’ny filoha nasionalin’ny Avi, Andriamiharivolamena Zavamanitra fa nanana ny tanjany sy ny heriny ny antoko. Anisan’izany ny fananana olom-boafidy maro, toy ny depiote, ben’ny Tanàna, mpanolotsaina, loholona. Efa nitantanana […]
Auteur/autrice : Adnews
Fotoana izao…
Tena mila fanovana ny firenena? Na rafitra, na lalàna, na olona, na fomba fiasa… Tsy misy mpanohitra izany fa mpanohariana, raha ny nambaran’ny Praiminisitra vaovao. Iza tokoa no ndeha hanohitra fanavaozana? Fanatsarana ho amin’ny mety sy tsara ary mahasoa kokoa no ho ny teo aloha… Lanja miakatra ny fiainana! […]
Androhibe: Lehilahy 35 taona, hita faty tao anaty rano
Nahitana fatin-dehilahy iray, manodidina ny 35 taona, tao renirano tetsy Andrianalefy, fokontany Androhibe, boriboritany fahadimy, omaly tamin’ny 2 ora tolakandro. Tonga teny an-toerana ny sampana mpamonjy voina nampiakatra ny faty teny an-tanety. Nijery ny zava-misy teny an-toerana ny sefo fokontany sy ny polisy miasa ao amin’ny CSP 8, Analamahitsy. Mbola […]
By-pass : Vehivavy iray maty voadonan’ny fiara
Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina tetsy By-Pass, omaly alina, tamin’ny 7 ora. Vehivavy tokony ho 30 taona, nandeha tongotra no voadonan’ny fiara tsy mataho-dalana marika Toyota, « plaque rouge » ary miloko fotsy. Niseho teny akaikin’ny espace Yandy By-pass ny loza. Avy any Iavoloha, hihazo an’Ambohimanambola ilay fiara, raha ny fahitan’ny olona nanatri-maso […]
Avy nandray tambin-karama : 11 mianadahy voaendaka 1 400 000 Ariary isan’olona
Lasibatry ny olon-dratsy izy 11 mianadahy, mpanao asa tanamaro, amin’ny fanerenana an’i Toamasina. Voaendaka ny vola tambin-karama, noraisina tamin’ny zoma sy omaly, mitentina 1 400 000 Ariary isan’olona. Voa mafy! Mpiasa, mpanao tanamaro miisa 11 mianadahy no lasibatry ny mpanendaka sy ny mpangalatra, ary mpisoloky ny faran’ny herinandro lasa teo. Araka […]




