Tranga tsy fahita firy eo amin’ny tontolon’ny hira fitoriana ny Filazantsara sy ny hira evanjelika amin’ny ankapobeny. Hifarimbona hanatanteraka fitoriana an-kira ny antoko mpihira roa anisan’ny andrarezina amin’izany : ny Hosana Ambohijatovo Fitiavana sy ny Tanora Masina Itaosy. Fampisehoana hotanterahina ny alahady 26 novambra izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, ao […]
Auteur/autrice : Adnews
Rakikira vaovao : hizara ny “Ba gasy mazia romotra” ry Zandry Gasy
Tsy mipetrapetraka. Manohy ny fivoizana sy fampahafantarana ny ba gasy ny tarika Zandry Gasy. Hivoaka tsy ho ela ny rakikira faharoa, arahin’ny tetikasa maro. “Ba gasy mazia romotra”. Fomba fitenin-dry zalahy Zandry Gasy io, izay hanasokajiany ihany koa ny karazana mozika hataony. Noraisina mihitsy ho lohatenin’ny rakikira faharoa, izay hivoaka tsy ho […]
Fiotazana letisia : fampidiram-bola haingana sy manome asa maro
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny taom-piotazana letisia eto Madagasikara, ny talata 21 novambra, tamin’ny 3 ora tolakandro lasa teo. Nomarihina tany amin’ny sakana ekonomika any Analamalotra, lalam-pirenena fahadimy mialoha ny fidirana an’ i Toamasina izany. Mbola betsaka ireo mpanangom-bokatra tsy nahafeno fepetra amin’ny maha ara-dalàna ny antontan-taratasy ilaina rehetra amin’ny fanaovana izany. Tsy nametraka olana momba izany nefa ny […]
edbm : manamora ny fikirakirana antontan-taratasy
Miverina mahazo ny ovam-pivoarana talohan’ny Covid-19 ny tontolon’ny fandraharahana. Ho an’ny renivohitra manokana, manodidina ny 1 200 ny orinasa nisokatra nanomboka ny volana janoary ka hatramin’ny volana septambra teo. Maro anisa amin’izany ireo orinasa misehatra amin’ny lamba, fitrandrahana ny harena an-kibon’ny tany, ny fambolena ary ny fiompiana. “Manodidina ny 1 […]
VAOVAO TAMBATRA
Miara-miasa amina sampandraharahan’ny minisitera 10 ny Guichet unique eny anivon’ny EDBM. Misy ihany koa ny tolotra amin’ny ho fanampiana an’ireo mpandraharaha amin’ny fampiroboroboana ny orinasany. Tanjona ny hanamora ny fampiasam-bola. Hanampy amin’ny famantarana ny orinasa rehetra misy ity Guichet unique ity. Eto Madagasikara mandritra ny dimy andro ireo matihanina amin’ny […]





