Auteur/autrice : Adnews

Résultat définitif de l’élection: la HCC est dans les temps

La Haute cour constitutionnelle (HCC) n’attendra pas la publication des résultats provisoires de la Commission électorale nationale indépendante (Ceni) pour commencer à examiner les PV auprès des Sections chargées du recensement matériel des votes (SRMV). Cela, afin de respecter le délai légal pour la publication officielle du résultat. «Nous n’attendons […]

Minisiteran’ny Fahasalamana : handray « Internes qualifiants » miisa 63

Hisokatra ny fifaninanana hidirana amin’ny « Internat qualifiant en médecine », araka ny fampitam-baovao nataon’ny minisiteran’ny Faha­salamam-bahoaka. Natokana ho an’ny teratany malagasy sy kaomorianina izany. 60 ny isan’ ny toerana ho an’i Madagasi­kara. 50 ho an’ny mpifaninana sivily mpitsabo, 10 kosa ho an’ny miaramila. Telo ny toe­rana ho an’ny mpifaninana avy any […]

INDRAY MIJERY

Hanatanteraka atrikasa handraisan’ny fiarahamonim-pirenena  anjara ny BIANCO, anio sy rahampitso, ho fandinihana sy ho fanatsarana ny fomba fiasa manoloana ireo endrika kolikoly iainan’ny olom-pirenena, amin’ny dingana sy fepetra ahafahana misitraka fisotroan-dronono ho an’ny  mpiasam-panjakana, sahanin’ny Trésor sy mpiasa tsy miankina, karakarain’ny CNaPS. Nihaona ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, pro­fesora Randriamanantany Zely […]