Nitondra fanazavana sy fanentanana momba ny tokony hanaovana vaksiny ny zaza ny dokotera Raharimanana Céline Saharah, lehiben’ny sampandraharahan’ny vaksiny CHUME Ambohimiandra. Fisorohana ireo karazan’areti-mifindra ho an’ny zaza latsaky ny 5 taona, izay sokajiana fa tena mbola marefo ny hery fiarovana ao aminy, ny fanaovam-baksiny. Misoroka ireo fahasarotana amin’ny karazan’aretina mahazo […]
Auteur/autrice : Adnews
Aretina gripa : betsaka ny marary manatona tobim-pahasalamana
Tao anatin’ny efatra herinandro, betsaka ny olona manatona tobim-pahasalamana noho ny aretina gripa. Manana fitaovana ahafahana mitily ny tazo sy ny Covid-19 ny CSB , hoy ny tomponandraikitra. Nanomboka ny herinandro farany tamin’ny volana oktobra, mandraka ankehitriny, mirongatra ny aretina gripa sy kohoka, ary ny sery eny anivon’ny fiarahamonina. Mandritra […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny alahady ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Rugby, sokajy vehivavy. Hisy lalao roa eny an-toerana mandritra izany. Anisan’izany ny fifanandrinan’ny FTVL Lalamaty sy ny ASUT ary ny adin’i Sabnam Sabotsy sy ny Rosa Antohomadinika. El Hadari, Malagasy mpilalao baolina […]
Fifanintsanana « Mondial 2026 »: hifanandrina amin’i Comores i Madagasikara
Notanterahina ny alatsinainy lasa teo ny andro faharoan’ny fifanintsanana isam-bondrona hiatrehana ny “Mondial 2026”, taranja baolina kitra. Raha ho an’ny sokajy “I”, nahazo isa telo i Madagasikara rehefa nandresy an’i Tchad tamin’ny isa 3 no ho 0, tany Maroc. Ny ekipam-pirenen’i Comores no hifanandrina amin’ny Malagasy mpilalao, ny volana jona […]
Amboaran’i Madagasikara : hanala vela amin’ny Tam ny Mang’Art
Hanomboka ny alahady ho avy izao, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja Rugby. Anisan’ireo lalao tena andrasan’ny maro ny fifanandrinan’ny Tam Anosibe sy ny Mang’Art Manjakaray. Mbola manala vela amin’ny ekipan’Anosibe ny mpilalaon’i Manjakaray. Lavon’ny Tam tany amin’ny segoandra farany ny Mang’Art nandritra ny ampahavalon-dalan’ny […]





