La présidentielle doit se tenir et aux dates prévues. Dans tous les cas, la communauté internationale, à travers ses représentants à Madagascar, est de cet avis. Si le collectif des candidats espérait que la communauté internationale se prononce pour un report, voire peut-être une annulation de l’élection présidentielle, c’est visiblement […]
Auteur/autrice : Adnews
LavANTY AO TOAMASINA : fiara 56 sy entana anaty kaontenera 81
Natao ny alatsinainy 16 hatramin’ny 20 oktobra ho avy izao ny lavanty ampahibemaso ny entana lany fetr’andro azo notazonina ao amin’ny orinasa SMMC sy ny Mictsl. Miisa 56 ny fiara niantsona tao amin’ny SMMC, ary entana tao anaty kaontenera miisa 81 tao amin’ny Mictsl. Nilaza ny lehiben’ny fadintseranana ao amin’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Ho tapaka ho an’ny fiara vaventy ny ampahan-dalana RN 2, eo amin’ny PK 60+300 eny Mandraka, rahampitso alakamisy 19 oktobra. Manomboka amin’ny 10 ora maraina izany hatramin’ny 3 ora tolakandro. Antony, ny fanamboaran-dalana ka anisan’izany ny fandrakofana tara. Nidina ifotony nandamina ny disadisa teo amin’ny samy mpitrandraka « quartz rose », tany […]
MVola sy MFS Africa : afaka mandefa vola mankaty Madagasikara
Azo atao ny mandefa vola avy any ivelany, mankaty Madagasikara. Nanomboka ny 13 oktobra teo izany, amin’ny alalan’ny fiaraha-miasan’ny MVola sy ny orinasa MFS Africa, anisan’ny sangany amin’ity sehatra ity aty Afrika. Afaka manatanteraka izany rahateo ny Malagasy monina sy mila ravinahitra any ivelany maneran-tany. Tafiditra avy hatrany ao anatin’ny […]
Tranombarotra Super U Ivandry : maherin’ny 36 000 ny entana amidy
Manana ny lanjany eo amin’ny lafiny fitsinjarana ny tranombarotra lehibe Super U. Ahitana ny vokatra eto an-toerana sy avy any ivelany, manana ny kalitao tsara amin’ny vidiny mora. Notokanana tamin’ny fomba ofisialy, omaly 18 oktobra, ny tranombarotra lehibe Super U eny Ivandry. An’ny Vondrona orinasa Habibo ity tranombarotra ity, miara-miombon’antoka amin’ny orinasa […]




