“Aza irotorotoana ny fikaonandoham-pirenena”. Io ny fanehoan-kevitry ny avy amin’ ny Vondron’ny manampahaizana momba ny fifidianana na ny Groupe des experts nationaux (Gen), Dr Bruno Rakotoarisoa, tamin’ny mpanao gazety teny Ankadivato, omaly. Ny amin’ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana izao hirosoana amin’ny hoe fanovana na fanavaozana izany. Mety tenenina hoe malalaka be […]
Auteur/autrice : Adnews
Efa misisitsisika ao avokoa !
Efa eny antsisin-kianja indray aloha izay vonona hilalao. Samy manao ny fanafanam-batana sy ny fikojakojana moraly. Vitsivitsy rahateo no ho voafantina. Ny tompon’ny teny farany rahateo efa nametraka ny fitsipi-dalao: « choc choc ». Izany hoe, ekipa maherihery sy aingam-pandeha no ho eo. Tsy mpanao daka an-jorony fotsiny, na […]
Fitsarana: Nofoanana ny IST ho an’ireo olona 11 voakasika
Olona 13 no namoahan’ny minisiteran’ny Atitany tsy fahazoana mivoaka ivelan’i Madagasikara (IST), afakomaly. Nofoanana indray anefa ny an’ny 11 amin’ireo, omaly, araka ny taratasy navoakan’ny tonia voalohany mpampanoa lalàna eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana. Araka ny taratasy navoakan’ny minisiteran’ny Atitany, ny alatsinainy 16 marsa teo, olona 13 no namoahana tsy fahazoana […]




