Raha tsy misy ny fiovana farany, hivoaka anio ny lisitry ny mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena Barean’i Madagasikara. Araka ny loharanom-baovao, telo ihany ireo mpilalao avy eto an-toerana nantsoin’i Corentin Martins, mpanazatra. Andrasana anio ny fivoahan’ny lisitry ny mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy hiatrika ny lalao ara-pirahalahiana (fenêtre Fifa), amin’ity volana […]
Auteur/autrice : Adnews
Miarakap Challenge Entreprises: Fifaninanana ho an’ireo orinasa mpandray anjara
Mikarakara fifaninanana antsoina hoe Miarakap Challenge Entreprises, natokana ho an’ireo orinasa mpandray anjara amin’ny Ultra trail des Ô Plateaux (Utop), andiany faha-17, izay atao ny 1 ka hatramin’ny 3 mey, ny Miarakap. Tanjona ny hanentanana ny orinasa hiara-mientana sy hanohana ny “trail” ho an’ity andiany ity. “Hisy, araka izany, ny […]
Andron’ny ala : Hifantoka amin’ny toekarena ny fankalazana
Mitana anjara toerana lehibe amin’ny fiainan’ny zanakolombelona ny ala. Hita taratra izany amin’ny lafiny tontolo iainana, sosialy ary indrindra ny toekarena. « Andro iraisam-pirenena ho an’ny ala » ny 21 marsa. Ho an’ity taona 2026 ity, mandritra ny herinandro ny fotoam-pankalazana. Ho maro ny hetsika hanamarihina azy, mifantoka amin’ny lohahevitra hoe « Ny […]
Fiantraikan’ny ady any Moyen Orient: Tsy ampy ny famatsiana lasantsy ato anatin’ny roa andro
Nilaharana ny lasantsy SP 95 eny amin’ny toby mpaninjara solika sasany eto Antananarivo sy Toamasina, nanomboka ny alatsinainy teo. Hikorontana ny famatsiana azy ato anatin’ny roa andro, raha ny fanazavana nomen’ny OMH. Miantraika amin’ny famatsiana solika aty Madagasikara ny ady any Moyen Orient, ifandonan’ Iran amin’Etazonia sy Israely. Raha ny […]
FANTINA sy FINTINA
”Tsy ny kaominina Antananarivo Renivohitra ihany no tokony hisitraka ny famerenana ny fifidianana amin’ny ampahany fa misy kaominina 20 eo ho eo”, hoy ny avy amin’ny fiarahamonina sivily, Safidy, Ramiarondraibe Hajason. Tokony hiaretana kely ny famerenana izany. Lisi-pifidianana efa tsy nety teo aloha, nisian’ny fitoriana, ka hamerenana fifidianana. Governemanta tena […]




