Hotontosaina eto Madagasikara, ny 6 hatramin’ny 8 oktobra ny dingana voalohany amin’ny fifanintsanan’ny Basket ball Africa League “Road to BAL”, ao amin’ny vondrona E misy ny Cospn Madagasikara. Fantatra fa ekipa 3 avy eto amin’ny ranomasimbe indiana no ho avy eto an-toerana hiatrika izany fifaninanana izany. Roa herinandro tsy hanombohan’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Sombim-baovao
Tontosa omaly 23 septambra 2023 tany Tanambe Alaotra Mangoro, ny fanolorana ireo mari-pankasitrahana sy ireo fitaovana ho an’ireo mpanazatra nanaraka ny fiofanana « pass it back rugby ». Tonga nanome voninahitra izany fotoana izany, ny tale misahana ny fanatanjahantena any an-toerana izay avy eo anivon’ny ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Samy nahazo […]
Karate-“Challenge de Betsileo” : nandray anjara ireo kalaza tamin’ny JIOI
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany Fianarantsoa, ny “Challenge de Betsileo”, andiany faharoa, taranja Karate. Niavaka tanteraka ny fifaninanana tamin’ity indray mitoraka ity satria saika namaly ny antso avokoa ny ligy rehetra manerana ny Nosy ary nandray anjara ireo kalaza sy nahazo medaly tamin’ny lalaon’ny Nosy teo. Raha hiverenana ny […]
Taekwondo WT: vaky ny ady eo amin’Analamanga sy ny federasiona
Mihenjan-droa amin’izao fotoana izao ny tady eo amin’ny ligin’Analamanga sy ny federasiona Malagasy ny Tae-kwon-do WT. Namaky ny vay maharary ity haiady ity, tamin’ny rehetra, ny filohan’Analamanga, Rakotomanana Franck Tiana. Namory ny mpanao gazety, tetsy Andravoahangy, ny sabotsy lasa teo, ny filohan’ny ligin’Analamanga, Rakotomanana Franck. Nokianiny mafy tamin’izany, ny fitantanan-dRamanantsoa […]
TARATRY ny KANTO
Poopy 40 taona niakarana an-tsehatra. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny fankalazana ity vanim-potoana lehibe ity ny fanatontosana seho any ivelany. Fantatra fa ny 21 oktobra izao, manomboka amin’ny 9 ora alina, no hanatanteraka seho ao amin’ny Lune d’Or (20 Avenue des Courtes Epluches 91100-Villabé) ity mpanakanto manana ny lazany ity. “Beatbox […]




