Auteur/autrice : Adnews

“The distinguished gentleman’s drive”: hiady amin’ny homamiadan’ny prostaty

Hiditra amin’ny andiany fahatelo ny “The distinguished gentleman’s drive 2023” na fanehoana sy filatroan’ireo fiara tranainy. Hotante­rahina ny alahady 24 septambra ho avy izao izany ka hampiantrano ny hetsika ny tanànan’ Anta­nanarivo, amin’ ny alalan’ny kaominina. Io no nampahafantarin’ny “Iconi­que.mg” mpikarakara ny hetsika ta­min’ny mpanao gazety, nandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao […]

SOMBIM-BAOVAO

Nihintsana teo amin’ny manasa-dalana Andrian­tefihasina Mirija, Malagasy mpilalao tenisy, nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy lehilahy, U14. Marihina fa lavon’i Ghali Salaheddine, marôkanina tamin’ny seta 2 no ho 0 ( 6/1, 7/5) izy, tamin’io fotoana io. Hanomboka anio, any Zimbabwe, ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny lalao Olympika […]

Basikety-“N1B vehivavy” : vonona hitazona ny toerany ny MB2All

Hiditra amin’ny lalao manasa-dalana anio, any Mahajanga, ny fiadiana ny tompondaka nasionaly “N1B”, sokajy vehivavy. Anisan’ny tafakatra hiatrika izany ny ekipan’ny MB2All Ana­lamanga, rehefa nandresy ny Dunamis, tamin’ny isa 62 no ho 54, teo amin’ny ampahefa-dalana. Vonona ny hitazona ny toerany ity ekipan’Analamanga ity, araka ny nambaran’i Anja, mpilalao ao […]

Kitra vehivavy : miray vondrona amin’i Afrika Atsimo i Madagasikara

Anisan’ireo taranja tsy nandraisana anjara tamin’ny lalaon’ny Nosy 2023, izay natao teto amintsika, ny baolina kitra, vehivavy. Tsy mijanona anefa ny fifaninanana ho an’ny ekipam-pirenena malagasy, handray anjara amin’ny Cosafa izy ireo. Taorian’ny antsapaka natao ny alakamisy 14 septambra lasa teo, ao anatin’ny vondrona A i Mada­gasikara amin’ny fifaninanana « Cosafa Women’s […]