Auteur/autrice : Adnews

« Festival des Baleines » : tanjona ny hanehoana ny maha izy azy ny Nosy Boraha

Hotontosaina ny 15 hatramin’ny 23 jolay 2023, any amin’ny Nosy Sainte-Marie na Nosy Boraha, ny «Festival des Baleines 2023». Hetsika ara-javakanto sy ara-panatanjahantena maro samihafa no hanamarihana ity hetsika lehibe ity. Ho hita mandritr’izany ihany koa ireo seho sy haikanto ary kolontsaina mampiavaka ny Nosy Boraha. “Tanjona ny haneho ny […]

Any « Andafy » : mampahafantatra ny bagasy R’Imbosa

Raha ny fandaharam-potoana nomanina, nanomboka ny 16 jona teo ka hatramin’ny 24 jolay izao no hanatanterahin’ny R’Imbosa ny fampahafantarana sy fampitiavana ny bagasy any «Andafy». Mitondra endri-tseho samihafa izy efatra mianadahy (Mbosa sy Mimi ary i Lidy sy Vavah). Fampisehoana an-tsehatra, fifanakalozana, famelabelaran-kevitra, fampiofanana sy fampianarana, sns. Anisan’ny andrasan’ny maro any […]

Hetsika iraisam-pirenena: hivelatra kokoa ny “Waka Waka Festival” any Sambava

Iza no handimby an’i Grand P? Efa fantatra aloha fa hisy mpanakanto afrikanina malaza ho avy any Sambava, amin’ity andiany faharoa amin’ny “Waka Waka Festival” ity. Ho fararanon-danonana ny any Sambava. Han­dray ny andiany faharoa amin’ny “Waka Waka Festival” ny any an-toerana, ny 10 ha­tramin’ny 13 aogositra ho avy izao. […]

Ara-tantara : nidika ho sikidy sy haingo teo amin’ny Malagasy ny tombokavatsa

Manana ny fototra mampiavaka azy ny fanaovana tombokavatsa manoloana ny tantaran’i Madagasikara. Misy dikany ny endriny, arakaraky ny faritra sy ny foko tsirairay avy. Zava-dehibe teo amin’ny Malagasy ny fanaovana izany. Anisan’ireo riba sy kolontsaina malagasy ary nanana ny naha izy azy teo amin’ny fiainan’izy ireo ny tombokavatsa, araka ny […]

Vaovao tambatra

Betsaka ireo maniry handeha ny zotra an-dalamby FCE amin’izao vanim-potoana fialantsasatra izao. Mihoatra ny 7 ora eo ny dia amin’ireo lamasinina mampitohy an’i Fianarantsoa sy Manakara. Misy karazany ny train express izay mitondra mpandeha sy ny train mixte izay mitondra mpandeha sy entana. Hiitatra hatramin’ny rahampitso ny fe-potoana farany handraisana […]