Auteur/autrice : Adnews

Ankadikely: jiolahy lavo teo am-pianihana tamboho

Tratra teo am-panaovana ny asa ratsiny, jiolahy iray maty voatifitry ny zandary teo am-pianihana tamboho tao amin’ny fokontany An­dafiavaratra, kaominina An­kadikely, omaly maraina. Efa tafiditra tao anatin’ny tanàna nokasain’izy ireo ho robaina ny roa tamin’ireo olon-dratsy, tamin’ny 2 ora maraina. Mbola nianika ny fefy kosa ny iray namany. Nam­pandre ny […]

Naiditra am-ponja vonjimaika… : teratany nizerianina roa lahy nahatrarana “méthamphétamine”

Mahita hirika foana! Naiditra am-ponja vonjimaika, omaly, ireo teratany nizerianina roa lahy sy vehivavy iray nahatrarana zava-mahadomelina mahery vaika “méthamphétamine” teny Mandriambero-Ambohidratrimo. Voasambotry ny polisy misahana ny ady amin’ny fiparitahan’ ny zava-mahadomelina (Stup) Anosy, ireto mpanao trafikana zava-mahadomelina ireto, ny 9 jona 2023 atoandro, niaraka tamin’ny “méthamphétamine”. Niainga avy amin’ny […]

Meeting de l’ACP Joinville : Gabriela R. signe un record national U23 de 44m 35 en marteau

Gabriela Fandresana Ran­driakotonirina ne cesse de briller en France. La star montante du lancer de marteau malgache, vient d’établir un nouveau record de Madagascar des moins de 23 ans, dimanche lors des Meeting de l’ACP Joinville et de Athlé 91. Dans cette catégorie, la jeune athlète licenciée au Crown Athletics […]