Auteur/autrice : Adnews

Axian- Campus 42: sekoly informatika maimaimpoana

Misokatra eny amin’ny oniversite Axian, eny amin’ny Galaxy Andraharo, ny toeram-piofanana campus 42 Antananarivo. Fampianarana sy fampiofanana maimaimpoana mikasika ny informatika sy ny niomerika. Fire­nena fahefatra manana ity toeram-piofanana ity, aty Afrika i Madagasikara. Ni­la­­­za ny talen’ny fampianarana 42 any Paris Frantsa, Olivier Crouzet fa tsy ampy betsaka ny olona […]