Après une rencontre discrète entre les partis politiques en présence de l’Union européenne et d’autres parties prenantes, lundi à Ankadifotsy, relative à la présentation d’une charte de bonne conduite aux élections, les initiateurs du projet prévoient de procéder à sa signature ce 20 juin. Mais avant toute chose, une série […]
Auteur/autrice : Adnews
CAMS: nivoaka ny andiany “Henri Roger Naturel”
Tontosa, omaly, teny amin’ ny foiben’ny Komity olympika malagasy Ivandry, ny famoahana ny andiany faha-4, mitondra ny anarana “Henri Roger Naturel”, niatrika ny Cours Avancés en Management du Sport (CAMS), taona 2022. 17 mianadahy izy ireo no nahavita ny fianarana hatramin’ny farany, izay naharitra 7 volana. Nanomboka ny volana avrily […]
Kitra ho an’ny tanora : fahombiazana ny fifaninanana U19
Azo notsapain-tanana ny vokatry ny fifaninanam-pirenena U19, taranja baolina kitra, nokararain’ny vaomieran’ny baolina kitra ho an’ny tanora eo anivon’ny federasiona malagasy (FMF). Fihaonana, notanterahina tamin’ny faritra maro teto Madagasikara, izay nifarana ny volana mey lasa teo. Tafapetraka ny dingana amin’ny fampiroboroboana ny baolina kitra miainga eny ifotony, amin’ny alalan’ny fanatontosana […]
Basikety-“World Cup 3×3” : mila mandresy ny Ankoay anio
Hiatrika ny andro faharoa amin’ny fiadiana ny amboara eran-tany, taranja basikety 3×3, any Vienne, Autriche, ny Ankoay, anio. Ny ekipan’i Brésil sy Frantsa no miandry azy ireo ary mila mandresy amin’ireo lalao roa hatrehany ireo ny Ankoay, raha te hanohy ny fifaninanana. Tsiahivina, niatrika ny lalao voalohany nanoloana ny ekipan’i […]
« Playoff OPL 2023 » : hanala vela amin’ny Fosa Junior ny Ajesaia
Vita tamin’ny herinandro lasa teo ny lalao ampahefa-dalan’ny “Playoff OPL 2023”. Efa fantatra fa ireo ekipa efatra tafita avy tao amin’ny kaonferansy avaratra ihany no hiatrika ny lalao manasa-dalana. Anisan’izany ny Fosa, Ajesaia, Cosfa, AS Fanalamanga. Taorian’ny fihintsanan’ ny CFFA Andoharanofotsy teo amin’ny lalao ampahefa-dalana, ny “Playoff OPL 2023”, nanoloana […]




