Maherin’ny 100 isa eo ny faritra arovana eto Madagasikara. Napetraka ny vina fa hampitomboina 27 indray izany manerana ny Nosy. “Ilaina ny fiaraha-mientana sy ny fanomezan-tanana miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka, indrindra ny olom-pirenena tsirairay avy, izay manana anjara biriky amin’ny fiarovana ny zava-mananaina”, hoy ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Tanora mpandraharaha : hanomboka ny Pitch by Fihariana II
Anisan’ny vinan’ny filoha Rajoelina ny fisandratana ho an’i Madagasikara (IEM ). Mampiavaka azy ny fanohanana ny vehivavy mpandraharaha sy ny lehilahy amin’ny alalan’ny fandaharanasa. Nisy ny andiany voalohany nantsoina hoe «3,2,1 pitch by Fihariana», nisitrahana mpandraharaha miisa sivy avy any amin’ny faritra samihafa. Noho ny fahombiazan’io andiany voalohany io, natao, […]
200 miliara Ar tsy voaloa : hanangana sampandraharaha hitaky trosa ny Jirama
Very vola amina miliara ny orinasa Jirama. Vidin-jiro sy rano tsy voaloan’ny mpanjifa tao anatin’ny dimy taona. Hijery akaiky ny raharaha ny orinasa ka hanangana sampandraharaha hanara-maso izany. Hiroso amin’ny fitakiana ireo trosa tsy voaloan’ny mpanjifa teo anelanelan’ny taona 2018 ka hatramin’ny 2022 teo, ny orinasa Jirama. “Tafakatra hatramin’ny 200 […]
Vaky boky faobe : antoky ny fampandrosoana ny firenena
Tontosa omaly, teny amin’ ny Esca Antanimena ny hetsika “Vaky boky faobe ankalamanjana”. Nokarakarain’ny sekoly Esca sy ny vondron’ny ray aman-drenin’ny mpianatra (Vrm). Nisitraka izany ny mpianatra 3098 niaraka tamin’ny mpampianatra, sy mpandraharaha, ary ny solontenan’ny ray aman-dreny eto Antananarivo. “Tsy misy firenena mandroso raha tsy tia mamaky boky ny […]
Fampianarana teknika : 84%-n’ ny mpianatra niharan’ny fanararaotana ara-nofo
Hifarana anio ny hetsika fanentanana ho fanoherana ny herisetra ara-nofo eny anivon’ ny toeram-piofanana teknika, notanterahina nandritra ny hateloana, tany Toamasina. Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa Trade for decent work izay karakarain’ny sampandraharahan’ny Organisation international de travail (OIT) ho an’i Madagasikara, Comores, Maurice ary Seychelles izany. Mamatsy vola ny hetsika ny […]




