Auteur/autrice : Adnews

“Feo sy gitara” : handeha mivantana maneran-tany ny seho etsy amin’ny Coliseum

Seho tokana! Efa nambara fa tsy hanam-paharoa ny “Feo sy gitara”, izay hotontosaina etsy amin’ny Coliseum, ny alatsinain’ny Pantekoty 29 mey izao. Vao­vao lehibe hafa koa, afaka misitraka izany ny rehetra, indrindra ireo Malagasy ma­neran-tany! Fantatra mantsy fa handeha mivantana ao amin’ny www.sehatra.com ny se­ho, manomboka amin’ny 11 ora, etsy […]

Rock’n’ roll : Nodimandry i Tina Turner

Rehefa nolazoin’ny aretina tao anatin’ny fo­toana naharitra. Nodi­mandry teo amin’ny faha-83 taonany, tao an-tranony (tanana akaikin’i Zurich), ny alarobia 24 mey teo, i Tina Turner. Anna Mae Bullock ny tena anarany. « Mpanjakavavin’ny Ronck’n’roll », kosa teo amin’ny mpitia mozika. Nanomboka ny taona 1960, nisongadina tsikelikely teo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny fahaizany […]