Anatin’ny fifaninanana “Rugby Africa Women’s Cup 1st Division” i Madagasikara. Hifarana ny alahady 28 mey ho avy izao izany. Ny Springboks avy ao Afrika Atsimo no hihaona amin’ny XV Makis Ladies de Madagascar. Ara-tantara, efa lavon’ ny Makis ny Springboks Afrika Atsimo, teo amin’ny sokajy lehilahy. Raha ny fikarohana natao […]
Auteur/autrice : Adnews
Basikety – “Mondial U19/3×3”: halefan’ny Canal + manontolo ny lalaon’ny Ankoay
Handeha amin’ny Canal Evenement avokoa ny lalao rehetra hatrehin’ny Ankoay, mandritra ny fiadiana ny amboara eran-tany miisa 2. Ho hitan’ny mpanohana avokoa na ny ho an’ny U19 lehilahy na ny Ankoay Senior 3×3. Nampahafantarina, ofisialy, omaly, teny Andraharo, fa handeha ao amin’ny Canal Evenement, avokoa ireo lalao rehetra hatrehin’ny Ankoay, […]
Depiote R. Johnny: “Misy matahotra fifidianana “
“Ho an’izay matahotra fifidianana rehetra ny fivoizana Tetezamita izay. Na iza na iza io, izay mety misy ao amin’ny fitondrana na avy amin’ny fanoherana. Misy ny tsy sahy fifidianana filohan’ny Repoblika, na depiote, na ben’ny Tanàna… Mivoy ny fitondrana Tetezamita sy fiaraha-mitantana ry zareo”. Io ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy […]
KMF/Cnoe : “Mila fakan-kevitra ny fanatsarana ny lalàm-pifidianana”
Hatramin’izao, mbola resaka tsy vita na mahabe adihevitra ny amin’ny lalàm-pifidianana? “Inona no tian’ny mpanoratra hahatongavana?”, hoy ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe Fanabeazana olom-pirenena, i Namearison Robert, ny amin’ny hoe fandinihan’ny governemanta ny amin’ny volavolan-dalàna momba ny lalàna fehizoro lah. 002-2023/PL izay manitsy sy mameno ny fepetra sasany ao […]
Bianco – Toamasina: ben’ny tanàna roa teo aloha nohadihadiana
Nanao ranolava, mivoaka miditra ny biraon’ny Bianco, tao anatin’ny telo herinandro izao, ireo mpiasa maromaro eo anivon’ny kaominina Toamasina. Anton’izany ny fanahiana ny firongatry ny kolikoly sy ny fanaovana hosoka ao amin’ny fiadidiana ny Tanàna. Anisan’ny efa voaantso teny anivon’ ity sampandraharaha mahaleotena misahana ny ady amin’ny kolikoly ity ny […]




