Efa hiroso amin’ny fanatanterahana ny adina fanatanjahantena ny Cisco eto Antananarivo amin’ny herinandro ambony. Manana foibem-panadinana telo ny Cisco Atsimondrano, ho an’ny taranja fanatanjahantena adina BEPC, amin’ity taona ity: Andoharanofotsy, Faliarivo Ampitatafika ary Andranonahoatra. Hosantarina ny 2 mey ho avy izao ny fandraisana ny mpiadina eny amin’ny foibem-panadinana Andoharanofotsy ary […]
Auteur/autrice : Adnews
Fifidianana filoham-pirenena : vonona ho kandidà ny depiote Masy Goulamaly, raha ilaina izany
Iza izy ? Ny depiote Masy Goulamaly Marie Jeanne d’Arc. Manambady ary manan-janaka efatra. Anisan’ny sakafo tiany ny haninkontrana : katsaka, vomanga, mangahazo. Eo koa ny anana sy ny angivy. Fialamboliny ny mikarakara ireo voninkazony. Anisan’ny fanatanjahantena tiany ny “Ping-pong”. Tia ny gadona sy hira klasika, ny beko sy tsinjake, […]
Ravalo tao Ambanja: “Hajaina ny fenitra demokratika”
Nitohy tany Ambanja ny dian’ny filoha nasionalin’ny Tim, Ravalomanana Marc, omaly. Nentaniny hatrany hanamarina ny anarany na hisoratra any amin’ny fokontany ireo mpifidy. Nohazavainy koa anefa ny momba ny fifidianana. “Efa manana vahaolana hampiharina aorian’ny fifidianana isika, manoloana izao manjo ny firenena izao. Hajaintsika anefa aloha ny fenitra demokratika sy […]
Fandraisan’ny filoha Rajoelina ambasadaoro telo : hanohana ny angovo i Italia sy Espana ary Norvezy
Nandray ny taratasy manendry ireo ambasadaoro telo teny Iavoloha ny filoha Rajoelina Andry, omaly. Nohamafisina tamin’izany ny fiaraha-miasa amin’i Italia sy Espana ary koa ny fanjakana norvezianina. Anisan’ny noraisin’ny filoha tamin’izany ny masoivoho vaovaon’ny fanjakan’i Espagne, Raimundo Robredo Rubio. Anisan’ny fiaraha-miasa noresahana ny hanatsarana ny fifandraisana. Eo ny sehatry ny […]
Fiara – Zo : Iadiana amin’ny kolikoly
“Tsy araka ny eritreretina hoe an’ny manam-bola ihany ny fitsarana. Endrika iray hanehoana ny hetsika fa tsy fanasaziana ihany ny fitsarana, fa natao hampianatra zo sy lalàna koa. Eo indrindra isika izao: ady amin’ny kolikoly. Rehefa mahafantatra zo sy lalàna ny olona, sarotra kokoa ny hahavoafitaka azy amin’ny kolikoly.” Io […]




