Noho ny fahavitan’ny “Ramadan”, nanampy ireo fianakaviana sahirana eto an-drenivohitra ny fikambanana Miozolimanina Ahmadiyya… Toy ny fanao isan-taona, mandritra ny volana Ramadan, mifady hanina sy mifady fisotroana ihany koa ny fikambanana Miozolimanina Ahmadiyya mba hahatanteraka ny fifalian’Andriamanitra, araka ny efa voalazan’ny Mpaminany Masina Mohammad. “Rehefa mifady hanina dia noana sy […]
Auteur/autrice : Adnews
Antsirabe : nodinihina ny fahasalaman’ny reny
Tanterahina ao Antsirabe, nanomboka ny alatsinainy hifarana ny sabotsy izao, ny dinika ho fanatsarana ny kalitaon’ny fitsaboana sy ny manodidina izany, eny anivon’ireo tobim- pahasalamana manerana ny Nosy. Efa nametraka ny fomba fiasa AIM na ny firaisankina ho fametrahana ny fihavaozana eo amin’ny fahasalaman’ny reny. Mifampiankina amin’ny fiantohana ara-pahasalamana manaraka […]
Dr Mahafaky Justin: “Anjakan’ny tazomoka ny faritra Atsimo Atsinanana”
Mahery vaika ny aretina vokatry ny tazomoka sy ny tsy fanjarian-tsakafo any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana. Nilaza ny governora any an-toerana fa ilaina fandraisana an-tanana maharitra eo amin’ny fanjakana ny hiadiana amin’izany. Mahatratra 543 994 ny trangana tazomoka ho an’i Madagasikara ary 68 no maty vokatr’izany, raha ny tatitra navoakan’ny OMS […]
rafitra ara-tsakafo : lalana ho an’ny fahavitan-tena
Hanomezana sakafo ara-pahasahalamana sy takatry ny rehetra, maharitra ary mamaha ny olan’ny hanoanana. Ireo no dinika napetraka ho fanaingana sy hirosoana amin’ny fanovana ny rafitra ara-tsakafo eto Madagasikara. Natao tetsy amin’ny ministeran’ny fambolena sy ny fiompiana, omaly. Araka izany, nisy ny fanadihadiana natao niaraka tamin’ireo mpiara-miombon’ antoka amin’ity sehatra ity. […]
Fitrandrahana fasimainty : tsy miantraika amin’ny mponina ny rano ampiasain’ny Base Toliara
Efa nanazava mikasika ny fiantraikan’ny rano ataon’ny tetikasa Base Toliara any Ranobe Toliara, Rakotondrainibe Harivelo, ny teknisian’ ny rano, ny taona 2022. Nambarany fa tsy miantraika amin’ ny loharano manodidina ny faritra itrandrahan’ity orinasa ity izany amin’ny habetsahana sy ny kalitao. Manamafy izany ny teknisian’ny rano, Razafintsalama Rolland Pascal Edouard, […]




