Les Makis Ladies 7s entament la phase de groupe du Sevens Challenger Series 2023 demain. Deux rencontres sont au programme des protégées du sélectionneur national, Haja Mamy Andriamaro, lors de cette journée. Les Makis Ladies 7s démarrent leur campagne contre l’équipe mexicaine au Markotter Stadium Stellenbosch. Elles retrouveront la même […]
Auteur/autrice : Adnews
Barea de Madagascar: la FMF entérine le départ de Nicolas Dupuis
« Nicolas Dupuis n’est plus le sélectionneur des Barea », a annoncé officiellement la fédération malagasy de football (FMF), hier. Le 28 mars, Nicolas Dupuis a annoncé son intention de quitter son poste de sélectionneur des Barea de Madagascar. Trois semaines après, la FMF a entériné sa démision. Désormais ex-entraineur […]
Barea U20 : andrasana ny anaran’ireo mpilalao voafantina
Nifarana ny sabotsy 15 avrily lasa teo, teny amin’ny ivontoeram-piofanana eny Carion Manjakandriana, ny fifantenana voalohany ireo mpilalao handrafitra ny Barea de Madagascar, sokajy U20. Andrasana, araka izany, ny anaran’ireo mpilalao mendrika ho voatazona. Hangotraka ny ady toerana eo amin’ ireo mpilalao satria samy sangany avokoa ireo niatrika izany. Raha […]
“Orange Pro League”: tafita amin’ny « Play off » ny AS Fanalamanga
Ankaotra ireo ekipa efatra, toa ny Fosa Junior, Cosfa, Elgeco, CFFA, tafita hiatrika ny “Play off” amin’ny fifaninanam-pirenena “Orange Pro League” (OPL), taranja baolina kitra, ihany koa ny AS Fanalamanga. Araka izany, miisa dimy ireo ekipa tafita amin’ity dingana manaraka ity hatramin’izao. Tsiahivina fa nanao ady sahala tamin’ny Uscafoot izy […]
«Tournoi des petits champions»: nahazo medaly volafotsy i Précieuse Rakotovao
Notanterahina ny sabotsy 15 avrily lasa teo, teny amin’ ny kianja Car Mandrosoa Ivato, ny fifaninanana tenisy «Tournoi des petits champions», ho an’ireo ankizy latsaky ny 18 taona, lahy sy vavy. Anisan’ ireo nandray anjara tamin’ity ny ligin’Analamanga sy Atsinanana ary ny seksiona Marovatana. Anisan’ireo niavaka ny zava-bitan-dRakotovao Ambinimanana Précieuse, […]




