Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny dobo filomanosana CRJS Toamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja lomano, ho an’ny 50 metatra. Samy nanome ny tsara avy aminy ny mpilomano tsirairay. “Nivaly ny ezaka rehetra natao, kanefa mbola lavitra ny lalana”, hoy ny nambaran-dRabejaona Holy Antsa. Herinandro maro ny nanomanana […]
Auteur/autrice : Adnews
Basikety-Mibala Tournament : nafana ny andro voalohany sy faharoa
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifaninanana basikety ho an’ny Oniveriste “Mibala Tournament”, karakarain’ny ISPM (Institut Superieur Polytéchnique de Madagascar). Efa nanomboka ny alahady teo kosa ny lalao ary hitohy hatramin’ny alahady 23 avrily izany. Nafana ny fanombohana ary artista kalaza no nanafana ny lanonam-panokafana. […]
Repoblika Islamikan’i Iran : hanampy amin’ny fiarovana ny fari-dranomasina
Nandray ny masoivohon’ny Repoblika Islamikan’i Iran miasa sy monina eto Madagasikara, Hassan Ali Bakhshi ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN), ny Jly Rakotoarijaona Josoa, omaly, teny Ampahibe. Nisy fanaovana tombana ny fiaraha-miasa efa nisy nandritra ny taona maro sy ireo fifanarahana mbola azo tanterahina. “Mbola vitsy ny fiaraha-miasa misy eo amin’ny […]
Tantsaha any Mananara Avaratra: “Omeo fahazoan-dalana ireo mpisehatra lavanila”
Anisan’ny miandrandra ny hanomezana ny fahazoan-dalana “Agrément” ireo mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny lavanila, miaraka amin’ireo tantsaha mpamokatra. Naneho ny heviny ny solontenan’ny tantsaha any Mananara Avaratra. Nambaran’ i Velo Rosalin fa tsy tena mivaha ny olan’ ity seha-pihariana ity na teo aza ny fanapahan-kevitry ny fanjakana. Anisan’izany ny fanalalahana. […]
Vatsim-pianarana : nivoaka ny tetiandro fizarana
Ny faran’ny herinandro teo, namoaka ny tetiandro hivoahan’ny vatsim-pianarana mandritra ny 5 volana sy ny fampitaovana ho an’ny taom-pianarana 2022-2023 ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Samy manana ny tetiandro hamoahana izany ny oniversite rehetra toy ny eto Antananarivo, Toamasina, Toliara, Mahajanga ary Atsinanana sy Fianarantsoa. Hanomboka amin’ny […]




