Tao anatin’ny tapa-bolana, indroa niakatra sahady ny vidim-bary. Teo aloha raha 4.000Ar ny kilaon’ny vary eto an-toerana, misy sahady ireo mivarotra izany ho 4.100 Ar ny vary mena. Tao anatin’ny herinandro vitsy, tsy mitsaha-miakatra ny vidim-bary eto amintsika. Ankehitriny, tafakatra 4.100Ar ny kilaon’ny vary gasy mena “Tsy mbola midina ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Fahasalamam-bahoaka : distrika sivy hahazo “scanner”
Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, ny ala-robia lasa teo, ny fanamboarana ny tetibola anatin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Hisy ampahany halefa amin’ny fampitaovana ireo «scanners» sivy homena an’i Maroantsetra, Mandritsara, Fenoarivo Atsinanana, Morondava, Taolagnaro, Nosy-Be, Manakara, Sambava ary Ambatondrazaka. Hisy koa ampaham-bola hatokana amin’ny fanamboarana sy fiarovana ireo toerana hametrahana “scanners” any Fenoarivo […]
Fiaraha-miasa : kaominina mpirahavavy i Linden sy Andoharanofotsy
Natao ny alarobia teo ny sonia fifanarahana amin’ny maha mpirahavavy ny kaominina Andoharanofotsy tarihin’ny ben’ny Tanàna Rakotoarimanana Henintsoa, sy ny kaominina Linden any Nex Jersey, tarihin’ny ben’ny Tanàna Derek Armstead. Tamin’ny 16 marsa lasa teo no nankatoavin’ny ben’ ny Tanàna roa tonta io fiaraha-miasa iraisam-pirenena io. Hanomboka tsy ho ela […]
Nanamafy fahaiza-manao ny mpikaroka : nifampizarana ny lalàna hiarovana ny voka-pikarohana
Nanamafy fahaiza-manao ireo mpikaroka ao amin’ny Insitut malagasy des vaccins vétérinaires (IMVaVet) sy ny Centre national de recherche pharmaceutique (Cnarp) tamin’ity herinandro ity tao amin’ny efitranon’ny IMVaVet. Tanjona ny hanentana sy hanamafy fahalalana ho an’ ireo mpikaroka vao noraisina sy tranainy, momba ny fananana indostrialy, amin’ny lafiny haivao teknolojika sy […]
Kaominina Ivato: miandrandra fotodrafitrasa ny mponina
Nitondra teny fampirisihana ny fitondram-panjakana, omaly, ny ben’ny Tanànan’Ivato, Randrianarisoa Penjy, ny hanatanterahana ireo asa efa nampanantenaina ary andrasan’ny vahoaka fatratra dia ny famitana ny tranon’ny kaominina izay efa tranainy. Eo koa ny CEG izay efa nanaovan’ny filoham-pirenena fanamby. Tsy tokony hoketrahina ny fitondram-panjakana amin’ny ezaka fampandrosoana ataony fa mila […]




