Auteur/autrice : Adnews

Fitendrena, famoronan-kira: nodimandry Andriantsoavina Rémi

Rehefa nivahiny 98 taona teto an-tany. Nodimandry ny talata 11 avrily teo Andrian­tsoavina Rémi. Iray amin’ireo andrarezin’ny zavakanto malagasy indrindra fa teo amin’ny fitendrena orga sy famoronan-kira. Nanomboka nitendry orga izy ny taona 1953 (70 taona lasa). Raha ny tantara, ny zokiny nantsoina hoe Robert Andriantsoavina rahateo no nampiasa ny […]

Tantara an-tsary : maro ny mpanatalenta amin’ny fanaovana sary

Tontosa teny amin’ny Centre de Ressources des Arts Actuels de Madagascar (CRAAM), eny Ankatso, ny alarobia 12 avrily 2023, ny hetsika momba ny tantara an-tsary. Hetsika nokarakarain’ny ADMC-CRAAM sy ny Oni­versiten’Antananarivo, nanasan’izy ireo an’i Rolling Pen sy CatMouse, manana ny lazany eo amin’ny sehatry ny famoronana sy fanatontosana tantara an-tsary. […]

Farita arovana: omena lanja ny fomba ara-drazana any Andapa

Paikady mahomby ho enti-miaro sy mitantana ma­haritra ny faritra arovana (AP) any amin’ny distrikan’ Anda­pa, ny fanomezan-danja ny fomba ara-drazana sy ny fandraisana andraikitra ny eny ifotony. Ireo ny tsoa-kevitra nivoitra tany an-toerana nandritra ny fivoriana teo amin’ny minisitera, ny tompon’andraiki-panjakana, ny mponina, ny fikambanana, ny mpitandro filaminana. Teo koa […]