Les résultats de l’étude de niches fiscales et parafiscales relatives aux ressources naturelles à Madagascar, ont établi les inconvénients des mesures fiscales dérogatoires accordées dans différents secteurs Selon cette étude menée par le ministère de l’Economie et des finances (MEF), en collaboration avec la Banque africaine de développement (Bad) à […]
Auteur/autrice : Adnews
Minisitera MMRS : nanome ra maimaim-poana ny mpiasa
« Manome ra, manome aina ». Ankoatra ny maha mpisehatra amin’ny toekarena azy, manana adidy amin’ny lafiny sosialy koa ny ao amin’ny minisiteran’ny Harena an- kibon’ny tany sy ny loharanonkarena stratejika (MM RS). Nanatanteraka fanomezan-dra maimaim-poana teny amin’ny Amphithéâtre Ampandrianomby ny fianakaviamben’izy ireo, omaly. Hetsika niarahana tamin’ny foibe famindrana ra eo amin’ny minisiteran’ny […]
Miandrivazo : raha be indrindra, 20 sisa ny omby tonga ao an-tsena
Tsy malaza intsony ny tsenan’omby ao Miandrivazo, azo lazaina fa renivohitry ny tsenan’omby ao amin’ny faritra Menabe nandritra ny taona maro. Saingy nanomboka ny taona 2000, nahazo laka ny halatra omby tany an-toerana noho ny asan-dahalo, dia maro ny velon-taraina sy namoizana ain’olona. Teo amin’ny taona 2018, nanomboka ny fanadiovana […]
ITM 2023 : fanarenana ny fizahantany
Hatao ny 15 hatramin’ny 18 jona ho avy izao, eny amin’ny foibe CCI Ivato, ny hetsika iraisam-pirenena mikasika ny fizahantany ITM (International tourism fair of Madagasikara), andiany fahasivy. Zava-dehibe ny hantenaina aminy, satria tsy nisy ny hetsika nandritra ny telo taona, noho ny krizy Covid-19. Mikarakara azy ny Ofisim-pirenena ho […]
Sambava : nodorana ny lavanila fa tsy misy mpividy
Nanao fihetsiketsehana avy hatrany ny mpikambana ao anatin’ny SOS Lavanila any Sambava, omaly. Tsy nahandry ny fe-potoana 72 ora napetrak’izy ireo, miandry ny fepetra sy vahaolana omen’ny fanjakana. Nisy ny herisetra nihatra tamin’ny olon-tsotra. Nidina an-dalambe ny mpisehatra amin’ny lavanila, omaly, nanao hetsika manodidina ity sehatra ity. Misy ny vovonana SOS […]




