Natao tany Antsirabe tamin’ny herinandro iny ny atrikasa miompana amin’ ny fandaharanasam-pirenena momba ny fitantanana ara-drariny ny akora simika eto Madagasikara. Nandray anjara tamin’izany ny ivontoeran’ny fanaraha-maso misahana izany . Andrasana aorian’ny fikaonandoha ny drafitrasa mazava izay azo hampiharina hatramin’ny taona 2030. Tsy ny rehetra no mahafehy ny fitantanana ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Vomila : Iadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo
Iadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo any atsimon’ny Nosy ny karazam-bomanga miloko laoranjy na vomanga miaty (Vomila). Manatanteraka ny tetikasa fanaparitahana izany vokatra izany ny Centre International de la pomme de terre (CIP) eto Madagasikara. Tany amina hektara maro no hambolena izany any atsimo. Ampiofanina ireo tantsaha eny ifotony mba ho mpamokatra […]
Manoloana ny fitombon’ny mponina : tsy azo ihodivirana ny fananganana tanàna vaovao
«Tsy maintsy irosoana ny fanorenana tanàna vaovao manodidina an’Antananarivo», hoy ny sekreteram-panjakana miadidy ny Tanàna vaovao sy ny trano fonenana, Andriamanohisoa Gérard. Efa sokajiana eo amin’ny fanairana miloko mena amin’ny fitombon’ny mponina an-tanàn-dehibe i Madagasikara. Toamasina afaka 15 taona dia ho feno 1 tapitrisa ny mponina ao aminy. Olona 3 […]
Fifaninanana literatiora : navoaka ho boky ny sanganasan’ireo mendrika
Nomarihina omaly 21 marsa ny Andro maneran-tany ho an’ny poezia. Maro ireo hetsika nentina nanamarihana izany. Niavaka kosa ny lanonana tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, satria nampahafantarina omaly ny fivoahan’ireo boky, sanganasan’ireo mendrika, indrindra tamin’ilay fifaninanam-pirenena momba ny literatiora. Nentina nanamarihana ny «Iray volan’ny teny malagasy» ny volana jona 2022 ny […]
Taombaovao malagasy: voahaja ny fomba, tafita ny hafatra
Manomboka mahafantatra ny fomba amam-panaony ny Malagasy. Maro ny efa saropiaro amin’izany ka mitandrina fatratra mba tsy ho very hasina. Manaja ny fomba sy mampita ho an’ny taranaka. Ankoatra ny isan-tokantrano, toerana na faritra maro manerana ny Nosy sy tany ivelan’i Madagasikara no mankalaza ny Taombaovao malagasy, omaly mitohy anio. […]




