Tapaka tamin’ny fivorian’ ny biraon’ny Sendikàn’ny mpirakidraharaha eto Madagasikara (SGM), teny Anosy, afakomaly, fa hahemotra ny fivoriamben’ny mpirakidraharaha rahampitso. Saika hodinihina amin’izany ny fanohizana ny fitokonana noho ny tsy fanatanterahan’ny minisiteran’ny Fitsarana ny fitakin’izy ireo. Anton’ny fanafoanana ny fivoriambe ny fanendrena ny minisitry ny Fitsarana vaovao. “Mihemotra ny fivoriambe, fa […]
Auteur/autrice : Adnews
Maro ny sekoly handray anjara : 22 marsa ny Taombaovao Malagasy
Ny 21 marsa amin’ny 8 ora sy 24 mn alina no tsinana ao amin’ny antokon-kitana alahamady ny volana. Ny 22 marsa, andro voalohany amin’ny volana alahamady. Alahamady, volana voalohany amin’ny taona. Fantatra fa amin’io andro io no hankalazana ny Taombaovao Malagasy, ho an’ity taona ity. Fotoana fahavokaran’ny vary, mampiakatra ny […]
Alliance Française : haverina indray ny AF Mobile
Nampahafantarina ny rehetra nandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny momba ny fiverenan’ny « AF Mobile ». Tanjona amin’ izao ny fanatonana ifotony ny vondron’olona tilin’ny Alliance Française. Miaraka miasa hatrany amin’ny mpiray ombona aminy hatrany ity ivontoerana ity ao anatin’izao tetikasa izao. Tao anatin’ny roa taona tsy nihetsehan’ny “AF Mobile”. […]
Faran’ny herinandro: hiaka-tsehatra ry JôBee
Mifamontoana amin’ireo mpitia ny fomba fihirany sy ny fahaizany manafana sehatra indray ry JôBee, ny zoma 24 febroary izao, manomboka amin’ny 7 ora hariva, etsy amin’ny Le Zoma Faravohitra. Mpanakanto efa tsy zoviana amin’ny maro intsony ireto andriambavilanitra ireto, indrindra fa any Toamasina sy ny faritra atsinanan’ny Nosy. Misehatra amina […]
Nahazo ny “Master en guitare jazz”: nikaroka momba ny fitendry marovany i Joel Rabesolo
Anisan’ireo mpitendry gitara misongadina amin’ny jazz i Joel Rabesolo. Tsy mitsahatra ny mikaroka ny mozika ankapobeny, indrindra ny tendry gitara maka faka Malagasy izy. Nisongadina izy tany amin’ny taranja basikety… Fa mbola nisongadina kokoa i Joel Rabesolo taty amin’ny mozika, indrindra ny fitendrena gitara. Nampiavaka azy hatramin’ny fahakeliny ny fifehezany […]




