Auteur/autrice : Adnews

Covid-19: fanararaotana hanaovam-baksiny ny fotoana mampilamina ny aretina

Zara raha misy ny trangana Covid-19 amin’izao fotoana, raha ny salanisa navoakan’ny minisitera tao anatin’ny volana maromaro nisesy. Fotoana fanararaotana hanaovam-baksiny mihitsy izao dieny salama sy tsy misy valanaretina… Tao anatin’ny telo taona nisesy, voamarina fa nidina be ny tahan’ny fahavitrihan’ny olona tonga manao vaksiny manerana ny Nosy, raha ny […]

“Ilay seho”…: hizara ny “Mangetikatimo” i Lova Mpagnesa

“Ilay seho”… Izay mihi­tsy no nampisaloran’i Lova Mpagnesa ny fiakarana an-tsehatra hotontosainy rahampitso, etsy amin’ny AFT An­davamamba. Maneho ny fa­nomanana, ny fiandrasana ny fotoana ary ny fahavononana hanatontosa “Ilay seho” izay anarany izay. “Mahafaly ahy indrindra ny mampahafantatra ity seho ity, indrindra ny fiarahana amin’ireto mpanakanto manana ny mampiavaka azy […]

Aft Andavamamba: nahaliana ny maro ny hetsika “Amour en mots”

Tonga amin’ny fiafarany ny “festival amour en mots” rehefa nandeha nandritra ny 4 herinandro teny amin’ny Alliance Française d’Antana­narivo na Aft Andavamamba. Hetsika maro sy fifaninanana ary varotra sy fampirantina maro no nentina nandravahana izany hetsika lehibe izany. Nahazo laka manokana nandritra ny “festival Amours en mots” ny boky sy […]

Taonjato faha-xx: Liana tamin’ny sary hosodoko ny fiarahamonina merina

Nampidirin’ny Eoropeani­na teto Antananarivo voalohany ny sary hosodoko tamin’ny taona 1826, tao anatin’ny vanim-potoana fanjanahantany, nataon’i Pauline Mongi­not. Niaraka tamin’ny tantaran’ny fanjanahantany ny hosodoko, ary nihanaka haingana tao anatin’ny fiarahamonina merina. Avy tamin’ny fanadihadiana natao tamin’ireo tahiry tamin’izany fotoana no nahafantarana fa mirakitra tantara isan-karazany ireny sary ireny, ary notohanan’i […]

Zoma Mahafinaritra: hahazo tombony ny mpankafy Slam.

Tontosaina anio tolakandro, eny amin’ny Ivontoeran’ ny Kolontsaina Malagasy na IKM Antsahavola ny hetsika “Zoma mahafinaritra”. Amin’ ity indray mitoraka ity, ny mpiangaly sy mpankafy Slam- Poésie no hanafana ny hetsika sy hahazo vahana ao anatin’izany. Sahala amin’ny mahazatra ny Slamoureux, izany hoe, ny mpiangaly ny Slam. Misokatra ho an’ny […]