Mitohy ny fampahafantarana ny vovonana Tantana. Nisy ny hetsika notarihin’ny Filoha mpanorina, Rakotoniaina Justin, tany Antsohihy. Nidinika tamin’ny PDS Ralambomanana Feno ny avy eto Antananarivo, notarihin’ny Ambasadaoro, Randrianarisoa Riana Raymonde. Miditra amin’ny asa avy hatrany ny mpitarika ny vovonana Tantana eto amin’ny faritanin’Antananarivo, tarihin’ny Ambasadaoro Randrianarisoa Riana Raymonde. Hisantarana izany […]
Auteur/autrice : Adnews
INDRAY MIJERY
Manome tolotra ara-pahasalamana mifanaraka amin’ny filàna manokana ireo mponina any amin’ny toerana lavitra ny Fitaleavana jeneraly misahana ny Tolotra ara-pahasalamana, any Vangaindrano, faritra Atsimo Atsinanana. Hifarana anio ireo tolotra ara-pitsaboana maimaimpoana, ahitana fizaham-pahasalamana amin’ny ankapobeny, ny fandidiana maro samihafa, ny fitiliana isan-karazany ary fitarafana.
Nova – vatsim-piofanana: Nahaliana ny tanora ny tetikasa
Manodidina ny 150 isa ireo tanora sy olon-dehibe navitrika tamin’ilay tetikasa Nova, fiaraha-miasan’ny IMM sy ny Arovy University. Vita omaly ny fiofanana tsotra nandritra ny 10 andro nomena azy ireo. Tontosa ihany koa ny adina nifantenana ireo 25 mendrika ny vatsim-pianarana hisitrahana fianarana mandritra ny 2 taona mahery. Hanomboka amin’io […]
jiro telo loko : “Mety hitera-doza ho an’ny olona tsy mahita”
Ankehitriny, tena tsy tsaroana intsony ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny “tehina fotsy”, hoy ny filohan’ny fikambanan’ny olona manana fahasembanana amin’ny fahitana, Radafiniantsoa Josoa, omaly. Misy antony vitsivitsy mahatonga izany. Betsaka loatra ny toe-javatra ankalazaina. Ny 15 oktobra, ohatra, Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy tantsaha, Andro maneran-tany momba ny […]
Andro maneran-tany ho an’ny fanasana tanana : Nanentana ny mpianatra ny Savonnerie tropicale
Ny ankizy no ampianarina ny fomba mahomby ho firosohana ny areti-mifindra amin’ny fanasana tanana miaraka amin’ny savony. Niverina ny fanentanana ataon’ny orinasa Savonneirie tropicale any an-tsekoly momba ny fahadiovana. Ho fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny fanasana tanana miaraka amin’ny savony, omaly, nitondra fanentanana ho an’ny mpianatra eny amin’ny EPP […]





