Hotontosaina ny 12 hatramin’ny 22 novambra izao ny « International Documentary Film Festival Amsterdam na IDA. Anisan’ireo hasongadina manokana any ny « Mangabangabaka », horonantsary vaovao notontosain’i Michaël Andrianaly. Anisan’ny hetsika goavana indrindra maneran-tany ho an’ny horonantsary fanadihadiana izy ity. Nosafidiana manokana noho ny lohahevitra voizin’ny mpanatontosa, ankoatra ny kalitaon’ny vokatra sy ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Slang Freedom250 : Amin’ny teny anglisy ny fifaninanana
Mifanindry an-dalana amin’ny “Festival Madagaslam 2026”, hotanterahina ny 24 hatramin’ny 28 novambra izao, eto Antananarivo, ny famaranana ny “Slang Freedom250”. Fifaninanana nasionaly eo amin’ny Poetry Slam, karakarain’ny Madagaslam. Amin’ny teny anglisy ny andiany voalohany amin’ny “Slang Freedom250”, izay sady tafiditra amin’ny faha-250 taona nanambarana ny fahaleovantenan’i Etazonia. “Efa nisy tamin’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Notanterahina omaly ny famerenana ilay tsangambato teo aloha, tao Antsohihy, manoloana ilay sary vaovao niteraka resabe tamin’ny tambajotran-tserasera. Nanao fanambarana tsy fankasitrahana rahateo ny fianakavian’ny filoha Tsiranana Philibert ka izao niverina tamin’ny fanapahan-kevitra izao ireo tomponandraikitra any an-toerana. Tokony himasoana ny famahana ny olana sedrain’ny vahoaka, araka ny nambaran’ny tale kabinetran’ny […]
Fitondrana fanavaozana : Mampirisika ny fikaroham-bahaolana ny PLD
Mijery sy manaraka akaiky ny toe-daharaham-pirenena ny antoko liberaly demokraty (PLD), tarihin-dRabeharisoa Saraha. Nambarany fa manohana ny fitondrana Fanavaozana ny antoko tarihiny ary mpikambana eo anivon’ny Vovonana miaro ny fanovana miatrika ny Repoblika (VMFR) sy ny Vondrona Ampandrana. « Mampirisika ny mpitondra sy ny vahoaka ary ny mpanao politika ho amin’ny […]
Mifamingana tsimoramora
Vita izay ny fety tany an-drenivohitr’i Sofia. Hanamarika ny andron’ny 17 oktobra nanaovana fianianana kosa rahampitso. Samy somebiseby ny olona akaiky ny mpitondra sy ny mpitolona. Iza tokoa no tsy hifaly, hanamarika tsingerin-taona nahazoana fahefana. Tena misongadina sy maro ny fiovana, indrindra ho an’ny sasantsasany. Na ireo tanora Gen Z […]





