Tapaka taorian’ny dinika nataon’ny Ofisy malagasy misahana ny Akoranafo (OMH), ny Galana Raffinerie Terminal (GRT) ary ny Plateforme Terminal Pétrolier (PTP) fa hiditra amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina, ny sambo lehibe Torm Eva, mpitatitra soliky ny Groupement Pétrolier Madagascar (GPM). Fepetra noraisina sy nihatra avy hatrany ny alin’ny alakamisy hifoha zoma teo. […]
Auteur/autrice : Adnews
Tanà Medium Ring 90 kV : Hanohana ny famokarana herinaratry ny RIA
Hanohana sy hanamafy ny famokarana herinaratra amin’ny tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA) ny tetikasa Tanà Medium Ring 90 kV. Miisa 8 ny tobim-pamokarana herinaratra hatsangana eto Antananarivo sy ny manodidina. Notanterahina ny zoma teo, ny tombana mialoha ny fanatanterahana ny « Tanà Medium Ring ». Fivoriana voalohany niarahana tamin’ireo manampahaizana teratany sinoa, tomponandraikitra malagasy […]
FANTINA sy FINTINA
Mitaky ny hananganana ny « Fahefana avo ho an’ny Fanavaozana – HAR », ny antoko Kintana, araka ny nambaran’i Christian Tabera, ny asabotsy teo. Niantso ny filoham-panjakana ny tenany mba handrava ireo Andrimpanjakana. Anisan’izany ny Antenimierampirenena. « Tsy azo antoka intsony ny satan’ireo depiote ka soloina rafitra vaovao », hoy izy. Nanolotra vola 20 […]
Fihaonana an-tampon’ny SADC : Hodinihina ny raharahan’i Madagasikara
Hatao anio any Durban, Afrika Atsimo, ny fihaonana an-tampony faha-46 an’ireo filoha eo anivon’ny Sadc, raha teto Madagasikara ny faha-45, aogositra 2025. Hitarika izany ny filohan’i Afrika Atsimo, i M. Cyril Ramaphosa. Lohahevitra ny hoe: « Indostrializasionina mahazaka sedra sy maharitra ary tsy manavaka amin’ny fampandrosoana ny fotodrafitrasa sy ny fanovana […]
Toe-tsaina sy zava-misy
Mandela ny fotoana… Mby aiza ho aiza ny hoe fanavaozana? Ny vahoaka no mahatsapa izay iainany: efa misy fiovana sy fihavaozana? Eo ny tsy fandriampahalemana, manampy trotraka ny fahaverezana sy fahafatesana olona etsy sy eroa. Eo koa, ohatra, ny fiatrehana ny vidim-piainana. Miara-dalana amin’izany ny tsy fisian’asa, ny ady […]




