Velona ahiahy ireo mpilalao sy ny mpankafy baolina kitra malagasy, amin’izao fotoana izao. Nohon’ny habetsahan’ny olona tonga tetsy amin’ny kianjaben’ny Mahamasina, omaly alahady, navelan’ny tomponandraikitra nikarakara ny lanonana, hitsahina ny bozaka filalaovam-baolina. Nitsinjaka teo ireo vahoaka an’arivony ka ahina ho simba izany bozaka izany, izay tsy bozaka avy eto Madagasikara […]
Auteur/autrice : Adnews
Rajoelina Andry: hisy fifaninanana isam-bolana eo amin’ ny kianja Barea
«Hikarakara fifaninanana isam-bolana isika izay hatao eto amin’ny kianja Barea ny lalao famaranana», hoy ny filoham-pirenena Andry Nirina Rajoelina, omaly tetsy Mahamasina. Nomarihiny fa mendrika loatra ny zava-bitan’ireo mpilalao, izay ekipa roa sangany, efa manana ny toerany aty Afrika ny hany teo alohan’ny Barea dia i Sénégal sy i Algérie. […]
Fitsenana ny Barea: niombom-po ny Malagasy
Fientanam-po, miharo ranomasom-pifaliana no nandraisan’ny vahoaka malagasy, ny Barea de Madagascar. Tafaverina an-tanindrazana, omaly izy ireo, rehefa avy niatrika ny “Chan 2022”, natao tany Algerie, ka nahazoana ny medaly alimo. Namerina ny firaisankinan’ny malagasy an-tapitrisany indray ny Barea de Madagascar. Voaporofo izany rehefa avy niatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i […]
Tsaranazy Jean Emile: 40 taona vao tokony ho simba ny lalana
Naneho hevitra ny minisitry ny Asa vaventy teo aloha, ny jeneraly Tsaranazy Jean Emile, mikasika ny lalana eto amintsika. Nambarany, fa “latsaky ny 30 taona avokoa ny faharetan’ny lalana eto amintsika, ankehitriny. Tokony ho manodidina ny 40 taona anefa vao ho simba ny lalana, raha ampy tsara ny fikojakojana azy. […]
Cementis Ibity : hahatratra 1.000.000 t isan-taona ny simenitra vokarina
Hany mamokatra simenitra eto Madagasikara, ny orinasa Cementis, na Holcim teo aloha any Ibity Antsirabe, faritra Vakinankaratra. Hita any an-toerana daholo ny akora fototra tena ilaina amin’ny fanamboarana simenitra, toy ny «calcaire», ny tanimanga, ny gypsa, ny «pouzzulane», sns. Nitsidika tany an-toerana ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny […]




