Auteur/autrice : Adnews

Matetika ny andro ratsy: mila fiantohana ny tantsaha eo amin’ny fambolena

Araka ny fanadihadiana nataon’ny SFI*, 80 % amin’ny tantsaha tsy te ho matiantoka na very vola fotsiny eo amin’ny fambolena, ka maniry ny hanana fiantohana izy ireo amin’ny asany. Mateti-pitranga rahateo ny vokatry ny andro ratsy eto Madagasikara, haintany na rivodoza. Ahoana ny hiatrehan’ireo mpamboly ny fahavoazana saika isan-taona any […]

Indray mijery

Nanao sonia fiaraha-miasa ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, ny Profesora Assou­macou Elia Béatrice sy ny masoivoho japoney miasa eto amintsika, Abe Koji, ny fiandohan’ny herinandro teo. Hiompana amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ny tohana ka voakasika manokana ny fiarovana ny Yagiyama Zoological Park sy ny Parc […]

Mandritra ny famonjana : 22 ireo tolotra maimaimpoana

22 ireo tolotra tsy andoavam-bola mandritra ny fa­monjana nefa maro ny voafonja no iharan’ny kolikoly , araka ny fanazavana nentin’ny vaomieram-pirenena ma­ha­leo tena momba ny zon’ olombelona (CNIDH). Ani­san’izany ny fahazoana sakafo avy amin’ny sampandraharahan’ny famonjana sy ny safako avy amin’ny fianakavian’ny voafonja na ireo fikambanana. Tsy tokony handoavam-bola,noho izany […]

Kaominina Ampitatafika : nidina hatramin’ny 112 sisa ireo traboina

Nidina hatramin’ny 112 isa ireo traboina teo anivon’ny kaominina Ampitatafika an­kehitriny, raha ny tatitra voaray. Tany am-piandohana, niisa 450 isa izy ireo vokatry ny rivodoza Cheneso. Nitom­bo hainganabe izany ka nahatratra 830. “Ny fidinan’ny rano eny amin’ny toerana fonenan’izy ireo ny antony”, hoy ny ben’ny Tanànan’ Ampitatafika, Ramparaoelina Rado. Nahitana […]