Auteur/autrice : Adnews
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2023-01-25
Basikety: tafiditra ao amin’ny Oak Hill Academy i Donovan
Tsy mitsahatra mivoatra ny mpilalao basikety malagasy, mandranto fianarana sy milalao basikety any ivelany. Fantatra izao fa hanohy ny fianarany sy ny fandrantoany ny taranja basikety, ao amin’ny Oak Hill Academy Rakotonanahary Donovan, mpilalao malagasy, anisan’ ny misitraka vatsim-pianarana any Etazonia. Manomboka amin’ity volana janoary ity izy no hiditra ao […]
«Open d’Australie» : hanao famaranana i Djokovic sy i Tsitsipas
Hafana tanteraka ny lalao famaranan’ny taranja tenisy “Grand Chelem Open d’Australie”. Hihaonan’i Novak Djokovic, mpilalao serba laharana faha-5 amin’ny ATP sy i Stefano Tsitsipas, mpilalao grika laharana faha- 4 ny ATP ihany. Lalao izay atao ao amin’ny kianjan’ i Rod Laver Arena, rahampitso alahady 29 janoary. Raha hiverenana ny lalao […]
Lalaon’ny Barea: mangataka «écran géant» ireo mpijery
Ho fetin’ny baolina kitra ny eto Madagasikara amin’ ity asabotsy ity, amin’ny fanarahana mivantana ny dingana ampahefa-dalana, hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2022”, tanterahina any Algérie. Na eo aza ny fisian’ny andro ratsy, tsy manakana ireo mpankafy ity taranja mpanjakan’ny fanatanjahantena ity, tsy hilanona […]




